Litera H
Hafoloana: (folo) P. mt.: Mandritra ny folo andro: Miasa tanimbary hafoloana. ? a.: Halavam-potoana folo andro:…tohiny
Hafotope: p,mt,: Hatreo amin' ny fotope ny halaliny: Izay rano hafotope ve dia hahafaty an-drano?
tohiny
Hafotra: a.: Hazo misy karazany maro, ampiasaina indrindra hanaovana tady ny hodiny (Sterculiacées-dombeya).…tohiny
Hafy: a.: Faharetana amin'izay zava-mihatra. 1 t. L f.: Hafina / mihafy, fihaf y, mpihaf y / ihafiana, fihafi-.…tohiny
Hagohago: a.: Jar. Hakohako. Naha a: Famahana, fanalana ny fatotra. i t.Lf.: Hahana, voahaha I manaha, fanaha,…tohiny
Hahaka: a: Fielezana, fiparitahana. - t.i.f.: Ahahaka, voahahaka, tafahahaka 1 manahaka, fanahaka, mpanahaka…tohiny
Hahana: (haha) mt. ih, (hahao): Vahana: Hahao ity kofehy ity, 1 Alana amin'ny fatorana: Hahao ny ombikely fa…tohiny
Hahazana: (hahy) a.: Ny zavatra ahahy, ny zavatra tiana ho maina ka apetraka eo amin'ny hainandro: Vato taindry…tohiny
Hahelika: (helika) p.mt.: Hatreo amin'ny helika ny halaliny: Mitandrema sao lasan' ny riana fa hahelika ny rano!…tohiny
Hahendrena: Fahendrena (hein dry) a.: Toetran'ny olona hendry: Mbola manan-tombo lavitra amin'ny fahaizana ny fahendrena.…tohiny
Hahia: Hahiazana, Fahahiazana (hia) a: Toetran'ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy…tohiny
Hahohaho: a: Fahabetsahana toa misamonomonona. ~ t.Lf.: Tafahahohaho / mihahohaho, fihahohaho, mpihahohaho 1 ihahohahoan,…tohiny