Litera H
Himoka: Himokimoka p,t. na a: Manakombona mafy ny vava mba tsy hivoaka ny hehy ; fitanana ny hehy tsy hipoaka.…tohiny
Himokimohina: (himoka) mt. ih. (himokimohy): Ihomehezana ka somary hazonkazonina ny hehy.
tohiny
Himpa: na Himpy ft. niavian' ny hoe: Be mihimpa na Be mihimpy: andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia…tohiny
Himpina: na Himpona p.t.: Fe-no tsara, tonga eo amin'ny fetran'ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny…tohiny
Hina: a.: Hery, fikelezana aina. ? F.-p.: Miray hina: Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana.…tohiny
Hinaka: na Hinakinaka a: Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin'ny hazo na amin'ny karavasy. 1 Hinakinahina,…tohiny
Hinaka: Hinakinaka p, t.: Sady lehibe no matavy, botrefona. - t.i.f.: Mihinakinaka, fihi- nakinaka.
tohiny
Hinakinahina: (hinakinaka) rat. ih. (hinakinaho): Kapohina mafy, tsy itondrana roa.
tohiny
Hinana: ft. faharoa avy amin' ny ft. voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ;mbola ny ft voalohany hana…tohiny
Hindrahindra: a: Rotsirotsy famalifaliana; fanasohasoana amin'ny doka na tambitamby; ïikarenjirenjena, fipelipelehana.…tohiny
Hindrahindraina: (hindrahindra) mt. ih. (hindrahindrao): Rotsirotsina. • Hasohasoina: Nohindraindrain'ny mpamaly kabary…tohiny
Hinjaka: a: Dihy sy fihetsika mitsamboamboatra, ka ny tongotra no mandray anjara betsaka; fitsambikimbikinana…tohiny
Hinjihinjy: a: Firidiridiana na fihenjanana tsy milefitra; fijoroana mahitsy ary tsy mihetsika. 1 Ahfnjihinjy, voahinjihfnjy,…tohiny
Hinjitra: p.t.: Miridiridy sady henjana; mijoro na mitsotra fa tsy afa-milefitra: Hinjitra loatra ity lamba ity.…tohiny