Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Hidrahidra: Jer. Hindrahindra. tohiny
Hidy: a.: Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina:…tohiny
Hifika: a: Fanesorana; fandavana tsy hanaiky. • Fialana tsy hikasika na handray akory. - t.i.f.: Ahifika, voahifika,…tohiny
Hifitra: Hifotra p. t.: Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indraY):…tohiny
Hiforana: (hifotra) mt.ih. (hi-tory): Tampenana, tsentsenana: Nohiforana ilay varavarankely tao atsinanana fa…tohiny
Hifotrifotra: Mihifotrifotra a: Sady donga be no fohy, matavy be, botrefom-be: Hifotrifotra ery indray izany zanakouavy.…tohiny
Hihirana: (hihitra) mi ih. (hihiro): Tsitsina: Hihiro ny volanao, anaka • Ilozohana, ilofosana, imasoana: Nohihiriny…tohiny
Hihisana: (hihiso) : Alana ny hodi-maleminy: Hihiso ny mangahazo fa maika hohandroina. ? (katsaka) kikisana ny…tohiny
Hihitra: a.: Fitsitsiana tafahoatra. - t.i.f.: Hihirina, tafahihitra 1 mahihitra, fahihitra, mpahihitra / ahihirana,…tohiny
Hihy: a: Fikikisana, fikaohana ny loto miraikitra amin-javatra; famoasana ny hoditry ny voankazo na ny ovy.…tohiny
Hihy: a: Ilay nofo mena manarona ny vody nify, akanjo-nify. tohiny
Hika: p.t.: Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy…tohiny
Hila: Hilahila a: Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin'ny toerana iray…tohiny
Hilahilaina: (hilahila) mt.ih. (hilahilao): Atongilangilana, arona atsy arona aroa, araidraika. tohiny
Hilana: a.: Firehana na fitongilanana fa tsy mahitsy fijoro; fironatra amin'ny ilany iray fa tsy mitovy lanja.…tohiny
Hilohilo: ft.: Fahadiovana sy famirapiratana. - t.i.f•: Mangilohilo, fangilohilo. tohiny
Hilontrilona: a.: Fitsipendrampendrana na taratra mandrendridrendry ny maso avy amin'ny zavatra mainty indrindra.…tohiny
Hima: a: Karazan'akorandriaka misanasana ka raha akombony ny vavany dia tsy afaka izay tratrany. tohiny
Himake: (Ski) a: Faharatsiantoeran'ny zaza ao an-kibon' ny reniny izay mahatonga azy hisisika an-tsisiny akaikin'ny…tohiny
Himohina: (himoka)mt.ih. (himohy): Tazonina (enti-mila- za ny hehy izay tazonina tsy ho re mafy). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0159