Litera H
Hevingevenina: (hevingevina) mt ih. (hevingeveno): Arona miankavia miankavanana, adoladola, akivilivily.
tohiny
Hevingevina: a: Fironana miankavia sy miankavanana; fidoladolan'ny loba na ny te-na manontolo. - t.i.f.: Hevingevenina,…tohiny
Hevitra: a: Fahazoana an-tsaina zavatra iray, eritreritra, fisaintsainana zavatra: Manjohy ahy foana izany hevitra…tohiny
Hevo: a.: Fanatsinkafonana ny ranon-tany hahatsara ny fambolena. - t.i.f.: Hevoina, ahevo, voahevo / mihevo,…tohiny
Hevoina: (hevo) mt. ih. (hevoy): Poipoirina mba tsy hifatratra: Heuoy matetika ny tany misy voly.
tohiny
Hevy: Hevihevy a: Fikivilivilian'ny zavatra mihantona. - t.i.f.: Ahevihevy, tafahevihevy / mihevihevy,fihevihevy,…tohiny
Heza: o.: Ran on-davenon'ahitra nodorana natao hampandaitra ny loko amin'ny lamba. i t.i.f.: Hezaina, aheza,…tohiny
Hezaheza: a.: Fijoroana tsy mihetsika, tsy mandroso tsy mihemotra. - t.i.f.: Ahezaheza, tafahezaheza / mihezaheza,…tohiny
Hezaina: (heza) mt. ih. (hezao): Asiana heza: Tsy nohezainao tsara angaha ity lamba ity no niofo vetivety?
tohiny
Hezangezana: a.: Mitovy amin' ny Hezaheza.
tohiny
Hia: a.: Tsy fahazoa-nofo, fahamafmainana, tsy fisiana tavy, toa taolana fotsiny: Ny tavy no mifanohitra…tohiny
Hiaka: a: Feo avo entinahihaikana, hihantsiana ady na hireharehana. - t.i.f.: Mihiaka, fihiaka, mpihiaka /…tohiny
Hiaka: a: Soritra hita mazava miharihary, ka matetika ny soritra fotsy na mena no lazaina amin'izany. 1 t.…tohiny
Hiboka: p. t.: Mihidy tsy afa-mivoaka; tanr:vina tsy misy hialana i t.if: Hibohana, ahiboka, voahiboka, tafahiboka…tohiny