Litera H
Hetotra: a.: Rivotra avy any amin'ny tsinay, izay mivoaka avy ao amin'ny vava fivalanana ka mitsefotra na manao…tohiny
Hetra: a: Anarana hafa ilazana ny fehikibo. - t.i.f.: Hetrana / mihetxa, fihetra / ihetrana, fihetrana / mahahetra.…tohiny
Hetra: a: (taloha) Velaran-tany nomen' Andrianamp oinimerina ny fianakaviana tsirairay avy izay nahavoka-bary…tohiny
Hetrahetra: na Hetretra a.: Rehareha misy hasomparana; fanaovana hetraketraka; eboebo amelezana ny hafa. - t.i.f.:…tohiny
Hetraketrahina: (hetraketraka) mt. ih. (hetraketraho): Ampiasana hery, ilana ady: Nohetraketrahin'i Berna Ibalita ka…tohiny
Hetraketraka: a.: Fireharehana na fampiasana hery amin'ny madinika, amin'ny famelezana azy na filana ady aminy na…tohiny
Hetrana: (hetra) mt. ih. (hetrao): Asiana hetra na fehikibo. é e Inona àry izany: Hetrao ilaikely fa hiady? (fanjaitra).…tohiny
Hetrina: p.t.: Lempona, iva; be dia be, sesehena. 1 a: Farihy na dobo taloha fa efa salira ritranefa tsy ialan-drano…tohiny
Hetry: p. t.: Fohy sady tsy mitombo; iva sady kely: Hazo he try. ¶ M.h.: Keliantitra, kambety kely, vatokely,…tohiny
Hetsehina: (hetsika) mt.ih. (hetseho): Ovana toerana: Aza hetsehina ity latabatra ity. 1 Ahevingevina: Hetsehin'ny…tohiny
Hetsihetsy: Jer. Voanketsihetsy.
tohiny
Hetsika: a: Fiovan-toerana; fihevingevina. i tif: Hetsehina, ahetsika, voahetsika, tafahetsika / manetsika, fanetsika,…tohiny
Hetsy: p.i.: Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin'io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa…tohiny
Hety: a.: Fiasana andidiana na anapahana zavatra toy ny lamba, taratasy, volo: Dombo velona ity hety ity.…tohiny
Heva: Hevaheva a: Toetran'ny zavatra tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin'ny habakabaka. - t.i.f.: Hevahevaina,…tohiny
Hevahevaina: (hevaheva) mt. ih. (hevaheuao): Ahantona, akirazorazo.
tohiny