Litera H
Herezina: (hery) mt. ih. (herezo): Atao amin-kerimpo, amin-joto, amin-kafanam-po: Herezo ny fiasa, ry mpiray tanindrazana.…tohiny
Herika: a.: Fitodihana mankany ivoho, na any an-kavanana sy an-kavia; fijerena izay any aoriana ka atodika any…tohiny
Herina: a: Fiverenana amin' izay nialana (enti-milaza indrindra fotoana ary mazàna tafiditra amin'ny anarana…tohiny
Herinandro: a.: Fe-potoana misy andro fito voafetran'ny kalandrie: Ny alahady no andro uoalohany amin'ny herinandro…tohiny
Heringerina: a: Ny faritra ambany kelin'ny tampon'ny 10-ha indrindra, ny hatoka ambony.
tohiny
Herintaona: a.: Fotoana ihodinan'ny tany manodidina ny masoandro, ]zany hoe 365 andro sy 6 ora na ampahefatry ny…tohiny
Herohero: a: Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra noho ny ahiahy samihafa. - t.i.f•: Heroheroina, aherohero,…tohiny
Heroheroina: (herohero) mt ih. (heroheroy): Hetsiketsehina, korontanina.
tohiny
Herongerona: a: Feo migoboka sady mandrahona: faon' ny biby mampitahotra sy vonon-kandramatra. - t.i.f : Herongeronina,…tohiny
Herongeronina: (herongerona) mt.ih. (herongerony): Rahonana, ampitahorina, trerontreronina, besobesoina.
tohiny
Herotra: a: Mena-dronono mitsinkafona mitambatra amin' ny fanambonin'ny ronono masaka. - t.i.f.: Manerotra, fanerotra,…tohiny
Hery: a.: Tanjaka: Mahazendana ny herin'io lehilahy io fa voatariny amin'ny tanana ila ny fiarakodia. 1 Fahefana:…tohiny
Hery: a: Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy...
tohiny
Hesikesika: Jer. Esikesika.
tohiny
Hetaheta: a.: Famaizana hisotro: Main'ny hetaheta aho izany. 1 h.o.: Fanirianamafy hanana; fitsiriritana tsy mety…tohiny