Litera H
Hazary: a.: Ody famosaviana. i Hazarina, voahazary / manazaxy, fanazary, mpanazary 1 anazariana, fanazariana…tohiny
Hazavaina: (zaua, mazaua) mt. ih. (hazavao): Asiana hazavana, tsilovina: Hazauain'ny jiro ny efitrano. • Voaboasana,…tohiny
Hazingazina: p.t.: Mandondona, mivohitra mandroso. - t.i.f.: Mihazingazina, fihazingazina.
tohiny
Hazo: a.: Anarana itambaran' ireo zavamaniry misy tahony vaventy sy makadiry: Betsaka ny hazo fa ny hazo fihinam-boa…tohiny
Hazohazo: ft.: Fisalasalana ka sady tsy mandroso no tsy mihemotra. Ahazohazo, tafahazohazo / mihazohazo / ihazohazoana,…tohiny
Hazolahy: (Btl) a.: Laona ton-ta efa gorobaka ka tampenana hoditra ny tendrony roa ary misy tady fanenjanana ny…tohiny
Hazolahy: a.: Amponga fampi Ha; asa amin'ny lanonan-dehibe, na alohan'ny kabarin'ny manam-pahefana. TsY mahazo…tohiny
Hazolava: a.: Antso fanao raha misy fahatairana lehibe, toY ny fahatongavan'ny fahavalo, fanamian'ny jiolahy.…tohiny
Hazomalama: a.: (jar. Hazo).
tohiny
Hazomalanga: a.: Karazan-kazo lehibe fahita any amin'ny faritanin'i Toliary sy Mahajanga: tsara hazo, mani-pofona;…tohiny
Hazomanga: a: Hazo roa na te-Io karazana akambana (ny iray amin' ireo ny avlavy) atao fampianianana, izay itokiana…tohiny
Hazomanga: a.: Zavamaniry voalaza ho ody miaro ny biby fiompy amin'ny aretina raha afehy eo an-tandrony.
tohiny
Hazombato: a.: Hazo lehibe fahita amin'ny faritra atsinanana sy amin'ny afovoan-tany fanaovana trams, fa indrindra…tohiny
Hazona: a.: Fitanana, fisakanana. è Hazonina, ahazona, voahazona / mihazona, fihazona, mpihazona 1 ihazonana,…tohiny
Hazondamosina: a.: Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran'ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka…tohiny
Hazondrano: a.: Hazo fahita any amin'ny ala atsinanana, mety ho lava, nefa matetika antonontonony ihany, mazavazava…tohiny