Litera H
Havingavinina: (havingavina) mt, ih. (havingavino): Tsy raharahaina firy.
tohiny
Havinirana: Fahavinirana (vinttra) a,: Hatezerana, fahatezerana.
tohiny
Havitravirina: (havitravitra) mt. ih. (hauitraviro): Tsy heverina tsara, ataotao foana.
tohiny
Havitravitra: a.: Tsy fisafnana tsara eo am-panaovan-javatra. ¶ M,h.: Havingavina. - t.i.f.: Havitravirina, ahavitravitra…tohiny
Havitrika: Havitrihana, Fahavitrihana (vitrika) a.: Fahakingàna sy fahatanjahana ombam-paharisihana.
tohiny
Havitsiana: Fahavitsiana (vitsy) a.: Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian'ny olon-dratsy amin' it9 tanàna…tohiny
Havitsina: (vitsy) mt. ih. (havitsio): Ahana, hakelezina isa: Kely ity efitrano fianarana i-t? ka tsy maintsy hohauitsinao…tohiny
Havoana: a.: Tendrombohitra tsy dia avo loatra: Eny antampon-kavoana. ¶ M.h.: Dongona, tovon-tany, bongon-tany,…tohiny
Havokarana: (vokatra) a.: Fahabetsahan'ny voa tamin'ny zavatra nambolena; famoazana betsaka.
tohiny
Havokavohana: (hauokavoka) mt. ih. (havokavohy): Kapohina sady mafy no imbetsaka, kapohina atao vely kary: Nohauokavohàny…tohiny
Havokavoka: a.: Taova anankiroa, havia sy havanana, ao anaty tratra, mifono ao anaty kitapo roa sosona atao hoe…tohiny
Havokavoka: a.: Kapoka mandrivorivo, fikapohana na famelezana mafy tsy misy indrafo. - t.i.f.: Havokavohana, voahavokavoka…tohiny
Havoria: (Br) a.: Famokarana ny razana avy ao amin'ny fa-sana anirotra arahin'ny fanitrihana ao amin'ny fasana…tohiny