Litera H
Hatsahana: (hatsaka) mt. th. (hatsaho): Atao mitovy tantana, faranana: Mbola tokony hohatsahana ity tany eto ity…tohiny
Hatsaka: a.: Fandidiana, famaranana tsy hisy romoromony; fanesorana ny tafahoatra na ny manan-tombo mba hampahitsy…tohiny
Hatsakatsaka: ft.: Hafotsiana tanteraka. i t.t.f.: Mangatsakatsaka.
tohiny
Hatsaraina: (tsara) mt. ih, (hatsarao): Atao tonna tsara: E-fa nohatsaraina ny lalana mankany aminay any ambaniuohitra.…tohiny
Hatsarana: (tsara) a.: Toetran' ny olona na zavatra tsara, mahafinaritra jerena, na ambony, mendrika: Endre! ny…tohiny
Hatsatra: a.: Malazo tonna vonivony toa manopy fotsy fa lany ra: Avy narary izy ka mbola hatsatra ny endriny.…tohiny
Hatsiaka: a.: Tsy fisian-kafanana; hirifiry; nara. - t.i.f.: Mangatsiaka, fangatsiaka f angatsiahana, fangatsiahana…tohiny
Hatsihina: (hatsika) mt, ih. (hatsiho): Antsoina amin' ny fihetsiky ny loha na ny tanana: Hatsiho fotsiny izy fa…tohiny
Hatsika: a.: Fiantsoana olona atao amin'ny fihetsiky ny ta-nana na ny loha mba hanatonany; famaikana ny fembasy.…tohiny
Hatsikana: a,: Zavatra atao hampihomehy, arira, kivazivazy, vosobosotra: Aza manao hatsikana eo ianao fa efa manevika…tohiny
Hatsikana: a.: Karazan-kazo izay ampiasaina hampahamanitra ny toaka ny hodiny. (Xerochlamys pilosa),
tohiny
Hatsikanina: (hatsikana) mt. ih. (hatsikano): Vazivazina, harabina, ihomehezana, fitahina.
tohiny
Hatsivo: a.: Volotsangana na bararata kely fasiana vanja fanao faham-basY. - t.i.f.: Hatsivoina 1 manatsivo.…tohiny
Hatsivoina: (hatsivo) mt. ih. (hatsivoy): Asiana vanja indray mamahana: Hatsivoy ny basY.
tohiny
Hatso: Hatsohatso ft.: Hafotsy manjopiaka sy hadio manganohano. ~ H,o.: Lainga tsara afina. - t.i.f: Mangatsohatso.?…tohiny