Litera H
Hatevina: Hatevenana (tevina) a.: Toetran'ny zavatra mate-vina: Lehibe ny hatevin'ny rindrina ka tsy atahorana…tohiny
Hatezana: na Fahatezana a.: Toetran'ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zato taona ny hatezan'ny fiainan'…tohiny
Hatezerana: na Fahatezerana (tezitra) a.: Tsy fahafalfana amin'olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana;…tohiny
Hatina: a: Aretin-koditramora mifindra miteraka ferifery, avy amin'ny bibikely (renihatina) tsy hita afa-tsy…tohiny
Hatoka: a,: Ny ao ambadiky ny tenda na ny faravozona ao an-damosina, manasaraka ny loha sy ny soroka. - t.i.f.:…tohiny
Hatokiana: (toky) a.: FananteHatomady Hatomady (tomady) a.: Hery, hataniahana, aina: Ny hatomadin'ny vatana dia…tohiny
Hatona: ft : Fanakaikezana. - t.i.f.: Hatonina, voahatona, tafahatona / manatona, fanatona, mpanatona 1 anatonana,…tohiny
Hatoranana: (torana) a.: Toetran'ny olona torana, tsy mahatsiaro tena tampoka, safotra: Ratsy raha dia maharitra…tohiny
Hatra: ft.: Fahatongavana na fidonana any amin'ny noheverina haleha; fikasihana - t.i.f.: Ahatra, voahatra,…tohiny
Hatra: Teny atambatra: 1) amin'ny p. mt. milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa,…tohiny
Hatraka: Hatrakatraka a: Rehaka, rehareha, aniona. - t.i.f.: Hatrakatrahina f mihatrakatraka, fihatrakatraka,…tohiny
Hatrakatrahina: (hatrakatraka) mt. ih. (hatrakatraho): Atao na tenenina amin-kasahiana, amim-pireharehana.
tohiny
Hatrakatraka: ft.: Hamenana midorehitra, mivaivay. i t.i.f.: Mangatrakatraka.
tohiny
Hatraorina: Haotraorina (haotra) mt. ih. (hatraory): Kiki-sana amin'ny hohon-tanana (ny faritra mangidihidy amin'ny…tohiny
Hatretrehana: (tretrika) a.: Hasambarana milamina sy miadam-po tanteraka.
tohiny
Hatrotrahana: (trotraka) a.: Havizanana lozantany.
tohiny