Litera H
Harom-potsy: a.: Harona fitondran-kanina ho an'ny mpandeha na itaoman-tany amin' ny fanompoana.
tohiny
Haromotana: Faharomotana a.: Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amimpisafoahana izay sendra azy. tt Fisafoahana,…tohiny
Harona: a.: Fakana na fisavana zavatra ao amin'ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin'ny tanana any am-bava;…tohiny
Harona: a,: Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra. - F.-p.: Haron-doa-body: ilazana n? harona loaka ny fanambaniny…tohiny
Harongana: a.: Hazo antonontonony (6-8 m), miteraka ranony menamena rehefa silarana ny vatany; tsy fampiasa afa-tsy…tohiny
Haronganina: (harongana) p.t.: Fiteny amin'ny biby be hatina, hatenina, izay manjary matevina ohatra ny harongana…tohiny
Haronina: (harona) mt, ih. (harony): Enti-milaza ny hanina tsabahina amin'ny tanana: Aza haronina ity vary fa…tohiny
Haroroka: Faharoroka, Harorohana, Faharorohana (roroka) a.: Hafainganam-pitombo: Loza ny harorohan'ity hazo ity.…tohiny
Hary: a.: Izay vola azo na voangona, izay vokatry ny natao, teo amin'ny fanaovan-javatra na asa: Harinay mivady…tohiny
Hasalamana: Fahasalamana (salama) a.: Toetran'ny tena tsy marary.
tohiny
Hasambarana: Fahasambarana (sambatra) a: Fiadanana tanteraka, hatretrehana.
tohiny
Hasaozanina: Fahasaozanina (saozanina) a: Toetran'ny olona saozanina, mahia lava; hakely hery.
tohiny
Hasarotana: (sarotra) a.: Toetran'ny zavatra sarotra: Tsy anerany ny hasarotan'ilay asa nomenao ahy. ? Halafosana:…tohiny
Hasarotina: (sarotra) mt. ih. (hasaroty): Atao izay hahasarotra azy na dia zavatra mora izao aza: Hasarotinao koa…tohiny
Hasarotra: Fahasarotra (sarotra) a.: Toetran'ny zavatra sarotra, manahirana: Ny hasarotry ny lalana no nahela ny…tohiny
Hasasarana: Fahasasarana (sasatra) a.: Ny fahatsiarovana ny tena ho tsy manan-kery noho ny asa mafy natao;havizanana.…tohiny
Hasemporana: (sempotra) a.: Fijanonan'ny fiaina vokatry ny tsy fahampian'ny oksizena na ny tsy fisiany mihitsy aza.…tohiny