Litera H
Habokana: (boka) a.: Aretinkoditra avy amin'ny mikraoby iray manokana izay mahatonga toy ny atoditody ony amin'ny…tohiny
Hadalàna: (adala) a: Tsy fisiantsaina hieritreritra sy sitrapo hisafidy; aretin-tsaina: Tazonina ao an-trano izy…tohiny
Hadilanana: (dilana) a: Toerana iva kokoa sady tery, anelanelan'ny havoana roa, ka toy ny andilana mampitohy azy…tohiny
Hadimiana: (dimy) p.mt.: Entimilaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada. • a.: Halavam-potoana…tohiny
Hadina: (hady) mt. ih. (hadio): Loahana: Nohadin'ny riaka ny arabe ka be loadoaka. 1 Ongotana: Vomanga sa mangahazo…tohiny
Hadino: mt. ih,: Tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao. - Tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: Hadino ny hafatra.…tohiny
Hadinoina: (hadino) mt. ih, (hadinoy): Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao. / Aza hadinoina…tohiny
Hadio: Hadiovana, Fahadiovana (dia) a.: Toetran'ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany. / Ma-ha…tohiny
Hadiry: a.: Teny ampiasaina amin'ny asa marika mba hilazana ny haben'ny zavatra iray ka ny fandrefesana azy…tohiny
Hadra: na Hadrahadra a.: Fijerena ambony raha mandeha; fihetsika miandranandrana noho ny avonavona na hatairana.…tohiny
Hadrodroka: (drodroka) a.: Toetran'ny zavatra boboka, Io; halovana.
tohiny
Hady: a: Lavaka vita-Nanahary na nohadina tomandavana mba hikorianan'ny riaka na hiarovana ny vohitra amin'ny…tohiny
Hafa: s. mi na p, ml.: Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny…tohiny
Hafahafa: p.t.: Tsy mitovy amin'ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain'Isambilo fa an-koban'andro…tohiny
Hafahafaina: (hafahafa) mt. ih (hafahafao): Soloana.
tohiny
Hafaingana: Hafainganana, Fahafainganana (faingana) a: Toetran'ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan'ora…tohiny