Litera H
Hamory: a.: Familiana sambo na fiara (fiarakodia, fiaramanidina...) amin'izay tiana handehanany. - t.i.f.: Hamorina…tohiny
Hampitra: ft,: Fivelomana ho-mana ny an'ny olona, fivelomana amin'ny sasany. 1 t, i.f.: Mihampitra, fihampitra.…tohiny
Hamy: a.: Tsiro tsara toy ny an'ny tantely na ny siramamy. - t.i.f.: Mamy 1 hamamy, hamamiana 1 mamimamy 1…tohiny
Hana: a.: Vola ampizanahina. - t.i.f : Hanaina, ahàna, voahana, tafahana 1 manàna, fanàna, mpanàna / ananàna,…tohiny
Hanahana: a.: Fahasempotsem- Hal porana mila tsy ho avy miaina, • Fiatoana tsy mahita izay hatao noho ny hatsiaka,…tohiny
Hanaina: (hana) mt.ih. (hanao): Alaina na samborina misy zanany: Ohatrinona ny vola nohanainao?
tohiny
Hanaka: a.: Fiparitahana (entimilaza rano na menaka). - t.i.f• : Ahanaka, voahanaka, tafahanaka I mihanaka,…tohiny
Hanana: Hananganana ft.: Toetran'ny zavatra tsy mamy tsy mangidy, na mangidy somary mamy. - t.i.f.: Manganana,…tohiny
Hanankanana: a: Fitsobohanjavatra ao anaty rano, izay vonto nefs mitsinkafona. ~ Fiempoana. - t.i.f.: Ahanankanana,…tohiny
Handatra: p.t.: Misy tsiro somary maisatra amin'ny lela na amin'ny lanilany. 1 t.i.f.: Handatrandatra.
tohiny
Handibaolina: (ffi: hand-ball)a.: Lalao fanatanjahan-tena mifanahatahaka amin'ny foty, samgy lalaovina amin'ny ta-nana…tohiny
Handitra: a.: Tsirom-boankazo tsy dia be ranony loatra. ? Fandokafana olona izaitsizy mba hahazoana fitia aminy,…tohiny
Handria: f.p.: Aoka ho tanteraka izany (teny avaly ireo fitanisanisana firarian-tsoa a-tao ho an'ny zaza forana).…tohiny
Handrina: a.: Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin'ny tarehy, manomboka eo amin'ny…tohiny
Handrinina: (handrina) mt. ih. (handrino): Jerena tsara manatrika amin'ny maso feno fandrahonana: Nohandriniko izy…tohiny