Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Hapintsana: Fahapintsana, Hapintsampintsana, Fahapintsampintsana a.: Hakely, haniffnify. tohiny
Hara: a : Zavatra nalaina tamin' ny akorandriaka fanao bokotra na haingon-javatra; laninkazandrano manify.…tohiny
Harabina: (haraby) mt. Ut (harabio): Esoina, anaovana teny sompirana. tohiny
Harabo: a: Jar. Trabotrabo. tohiny
Haraby: a: Eso, kivazivazy zary tenany, teny sompirana. i t.i.f.: Harabina, voaharaby, fanaraby, mpanaraby 1…tohiny
Harafa: a: Toaka vahiny na avy any ivelany. tohiny
Harafana: a: Divay azo avy amin'ny karazan-kazo fianakavian'ny rofia. tohiny
Harafesenina: (harafesina) p.t.: Voan'ny harafesina. tohiny
Harafesina: a.: Tentina mena-mena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin'ny hamandoana, taim-by: Voon'ny harafesina…tohiny
Harafo: (Ski) a.: Soratr'omby mainty fotsy loha. tohiny
Harafoka: a: Hareforefo. tohiny
Harahana: (haraka) mt.ih. (haraho): Ahataka (enti-milaza ny kofehy tenany izay sarabina na ahataka amin'ny tenona…tohiny
Harahana: (haraka) p.t: Entimilaza vary na katsaka izay ampangotrahina mba hahamora totoina azy. tohiny
Harahara: a.: Hazo antonontonony, mahatratra 7-8 m ny haavony ary 0,16-0,20 m ny savaivony (Phylloxiion enaifolium)…tohiny
Harahara: ft.: Madiva dia ho ro-vitra. - t.i.f.: Mangarahara. tohiny
Harahina: (haraka) mt. ih, (haraho): Alaina an-kery, tohiny
Haraka: p.t.: Maina, makiana noho ny herin'ny afo na ny masoandro. - t.i.f.: Harahana. tohiny
Haraka: a.: Hazo lehibe marokoroko ny hodiny, fanaovana lakana. tohiny
Haraka: a.: Kofehy mitana ny tenany amin'ny tenona mba hitsofohan'ny fahany. - t.i.f: Harahana, voaharaka /…tohiny
Haraka: a.: Faluna an-kery, fihinanam-bahoaka an-kafetsena. - t.i.f : Harahina, voaharaka I miharaka, fiharaka,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0199