Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Haizina: (izina) a.: Hamaizinana, fanjombonana. tohiny
Haja: a.: Fanaovana ho zavatra, toetra mahatonga hoheverina ho zavatra: Lehilahy manankaja io. 1 Mariky ny…tohiny
Hajaina: (haja) mt. ih. (hajao): Omena haja; heverina ho zavatra: Hajain'ny mpianany io mpampianatra Karakaraina:…tohiny
Hajamba: Hajambana, Faha• jambana (jamba) a.: Tsy fahitana; toetran'ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny…tohiny
Hajambaina: (jamba) mt. th. (hajambao): Atao izay hahajamba, potsiri-maso mba tsy hahita: Nohajambain'ny habokana…tohiny
Hajarina: (hajary) mt. ih. (hajario): Amboarina. tohiny
Hajary: a.: Fanamboarana, fanitsiana. ~ Haja. i t.tL: Hajarina, voajary / manajary, fanajary, mpanajary / anajariana,…tohiny
Hajia: a.: Vola (na zavatra) fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sY ho fanoavana ny mpanjaka…tohiny
Haka: ft.: Fotsy botsiaka, mai-na. / t, t f.: Mangaka I mangagaka tohiny
Haka: a: Sakaiza: Tonga ilay haka ~ p. t.: Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin'ny fihaingoana Ramatoa iny.…tohiny
Hakadiry: a: Halehibe, hangeza. tohiny
Hakafokafoka: a.: Hatsaboka, hatsatso. tohiny
Hakantoana: (kanto) a.: Hatsaran-tarehy fatratra, be renty. tohiny
Hake: (Skl) a: Fihazanahazandrano any anaty lava-bato amin'ny fitaindrona. - t.i.f.: Mihaka, fihaka. tohiny
Hakelezina: (kely) mt. ih. (ha- kelezo) : Atao kelikely kokoa, ahana: Hakelezo ny variko fa tsy laniko. tohiny
Haketrehana: Fahaketrehana (ketrina) a.: Hadalana, hadonton-tsaina (miserana ihany ). tohiny
Haketrina: Fahaketrina (ketrina) a: Toetran'ny olona tsy ampy saina, donàna velona. tohiny
Hakevohana: Fahakevohana (kevoka) a: Fisehoana ho be hambo mahatsikaiky, fiheveran-tena ho hala kely, fahadedahana.…tohiny
Hakiana: (kiana) a,: Fahamorana vaky, halia, harefo. tohiny
Hakiho: a: Halavan-drefy hatreo amin'ny loba fanondroadala ka hatreo amin'ny kiho (mitovy amin'ny roa ambin'ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095