Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Hasesehena: (sesika) a.: Habetsahana aoka izany. tohiny
Hasiahana: Fahasiahana (masiaka) a,: Toetran'ny olona masiaka, lozabe, faly hampijaly ny sasany; halozana, tohiny
Hasiaka: Fahasiaka (masiaka) a.: Ny toetran'ny olona lozabe na ny zavatra malaholaho: Tsy anerany ny hasiakan'ity…tohiny
Hasihasy: a: Fahamenarana na fahatahorana fa tsy araka ny nampoizina ny zava-nitranga fa niharihary ny lainga…tohiny
Hasina: a.: Hery ananan'ny zavatra iray: Misy hasina mahasitrana aretina maro ity hazo • Toetra ambony tsy azo…tohiny
Hasina: a.: Vola na zavatra ha-fa atao fanomezana amin'ny fotoana na toe-javatra sasantsasany: Hasin-jaza, Hasin-tanana.…tohiny
Hasina: a.: Fanolanana zavatra, toy ny kofehy, tady; fampihevingevenana, fandrotsirotsiana. i Ahasina / manasina,…tohiny
Hasina: a.: Ny ilany iray amin' ireo toa efitrefitra mielakelaka na misaratsaraka amin'ny zavatra iray: Hasim-boasary.…tohiny
Hasina: a: Hazo tsy dia lehibe loatra, lava somary etiety velarana ny raviny, izay mitangorona eo amin'ny toerana…tohiny
Hasinina: (hasina) mt, ih. (hasino): Omena hasina. tohiny
Hasinina: (hasina) mt. ih. (hasino): Omena hery amin'ny alalan'ny fivavahana, tsitsika, fitsofan-drano; hamasinina.…tohiny
Hasiso: Fahasiso (siso) a.: Fahamaimboan'ny sakafo efa naharitra ela: Loza ny hasison'ireto varimasaka efa ela…tohiny
Hasiviana: (sivy) p.mt.: Mandritra ny andro sivy: Mivavaka hasiviana. ~ Halavam-potoana sivy andro: Nony tapitra…tohiny
Hasoa: (soa) a.: Toetra soa, toetra tsara. 1 Hafinaritra, hatsara, hakanto: Ny hasoan' ny voninkazo. 1 Ny vokatra…tohiny
Hasoavana: (soa) a.: Hatsarana: Fano hasoavana ilay vehivavy renin'Andriamanitra ~ Toe-java-tsoa, fahazoana soa:…tohiny
Hasoavina: (soa) mt, ih. (Hasoavy): Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin'ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika…tohiny
Hasohaso: a.: Fandokadokafana somary diso tafahoatra ka matetika toa misy fane soana kely na fanantenana fanomezana…tohiny
Hasohaso: ft.: Madio tsy misy pentina. - t.i.f.: Mangasohaso. tohiny
Hasohasoina: (hasohaso) mt.ih. (hasohasoy): Dokadokafana, deraderaina amim-piandrandrana soa: Nohasohasoiny er? aho;…tohiny
Hasolana: Hasola, Fahasolana (sala) a.: Toetran'ny loha tsisy volo, tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0179