Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Halamanjana: a: Toerana malalaka, tsY misy miafinafina; tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay tomba fiteny hoe Eny an-kalamanfana:…tohiny
Halamo: n: Vongan-javatra toy ny sire, nefa maisatra ary marikivy. tohiny
Halampona: a.: Karazan-kazo misy voniny mena maro mitangorona (Dembeya) . tohiny
Halana: a.: Lafika itondrana entana, fa indrindra ilay bozaka atao boribory ipetrahan'ny siny eo ambony la-ha.…tohiny
Halanalana: a: Jer. Alanalana. Halanana a.: fer. Alanana. tohiny
Halanana: (halana) mt. ih. (halano): Asaina, entina na apetraka eo ambony halana, asiana halana: Tsy nohalanany…tohiny
Halangalana: a.: Fihatakatahana, fialana manalavidavitra, tsY fiarahana. - t.i.f.: Halangalanina, voahalangalana,…tohiny
Halangalanina: (halangalana) mt. ill. (halangalano): Sarahina toerana: Nahoana no ha- langalaninao izy mivady? tohiny
Halatra: a.: Fakana zavatr'olona tsy an-drariny: Voarara ao amin'ny didy fahafito ny halatra. H Fifetsena zavatr'…tohiny
Halava: Fahalava (lava) a.: Toetran'ny zavatra lava refy: Tsy ampy ny halavan'ity tady it?, tohiny
Halavaina: (halava) mt. ih. (halauao): Atao tonga lavalava kokoa, tovanana: Halavao ny akanjonao fa fohy dia fohy…tohiny
Halavana: Fahalavana (lava) a.: Toetran'ny zavatra lava hita-maso: Ampiasao eto ny halavanao. / Ny halavan'rty…tohiny
Halavirana: Fahalavirana, Halavitana (lavitra) a.: Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka…tohiny
Halavirina: Halavitina (lavitro) mt. ih. (halaviro, halavito): Asiana elanelany mampisaraka ny tena aminy, tsy akekezina:…tohiny
Halavitra: Fahalavitra (lavitra) a.: Toetran'ny zavatra lavitra: Ny halavitry ny tany no mahatonga ahy halahelo.…tohiny
Halavorariana: Fahalavorariana (lavorary) a: Toetran'ny zavatra na olona tonga amin'ny fanaperana ka tsy misy hokianina…tohiny
Halefahana: Fahalefahana (lefaka) Hadalana. tohiny
Halefaka: Fahalefaka o.: Toetran'ny olona adala. tohiny
Halehibe: Fahalehibe (be) a.: Habe: Tsy ampy ho an'ny zanako ny halehiben'ny tranonay. tohiny
Halehibeazana: (lehibe) a.: Han-gaza: Tsy ny haiehibeazanao akory no atahorako anime, ~ Toetran'ny zavatra lehibe,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0346