Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Hembahemba: a.: Fihofahofana (fiteny amin'ny saina mikopakopaka indrindra). • Fambaran'aretina. i tif: Hembahembaina,…tohiny
Hembahembaina: (hembahemba) mtih. (hembahembao): Hetsiketsehina mba hihofahofa. tohiny
Hembitra: a.: Fiantsambotra, fiontanan'ny vatana na ny saina, fahatairana. - t.i.f: tafahembitra / mihembitra,…tohiny
Hemo: ft.: Mitovy hevitra amin' ny Hemotra. 1 tif: Manemo I fanemoana. tohiny
Hemorina: (hemotra) mt.ih. (hemory): Ampanalavitina, akisaka miaoriana: Hemory ny sezanao. tohiny
Hemoroida: (fr. hémorroide) a: Aretina atao koa hoe "mivoaka tsinaim-body", a vy amin'ny fivontosan'ny vena amin'ny…tohiny
Hemotra: ft.: Tsy fandrosoana fa fandehanana miverina, fitambotsorana. - t.i.f.: Hemorina, ahemotra, voahemotra,…tohiny
Hempa: Hempahempa p. t.: Mihetsiketsika, misavilivily. i t.i.f.: Mihempahempa, fihempahempa I ihempahempana,…tohiny
Hempona: a.: Jer. Emponempona. tohiny
Hena: ft.: Fihakelezana, fihavitsiana isa raha ampitahaina amin'ny teo aloha. I t. L f : Ahana, voahena, tafahena…tohiny
Hena: a. Nofom-biby efa maty: Mora ny henan-kisoa androany. • h.i.: Fery. - t.i.f.: Henahena 1 mangena hena,…tohiny
Henahena: a.: Tsy fetezana hiala eo amin'ny toerana misy ny tena; tsy fetezana hanao na handeha fa mitokona; fidongiana…tohiny
Henahenaina: (henahena) mt. ih. (henahenao): Enti-milaza ny zavatra lavina, ikiribibiana. tohiny
Henamaso: a.: Fahatahorana izay holazain'ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan'ny…tohiny
Henarana: (henatra) mt ih. (henaro): Enti-milaza ny olona izay mahamenatra noho ny fanajana be loatra ananana…tohiny
Henatra: a.: Tahotra ny fahaverezan-kaja sy voninahitra : Henatr'olona re izany! Tsy sahy mitraka mihitsy izy…tohiny
Hendrahendra: a.: Jer. Hendratra. tohiny
Hendratina: (hendratra) mt.ih. (hendrato): Ampientanina. tohiny
Hendratra: p. t: Taitra ka mitraka tampoka ny loha, mientana, miantsambotra: Hendratra izy nahita ilay hazavana…tohiny
Hendratrendrany: a: Anarana omena ny fonon'ny atidoha. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117