Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Hazotoana: na Fahazotoana (zoto) a.: Toetran'ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao…tohiny
Hazovato: a.: Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra…tohiny
He: t.-p,: Enti-milaza fiantsoana na fampisehoan-javatra: He! avia hijery ity zaua-mahazendana ity! tohiny
Hebaka: ft.: Tsy misy na inona na inona ao anatiny. - t.i.f.: Mangebaka I mange-, bakebaka. tohiny
Hebakebaka: a: Elanelana. - F,-p.: Ana hebakebany: a~ nelanelany. tohiny
Hebena: Hebihebena (heby) mt. ih. (hebeo): Sakanana eny am-pandehanana, salovanina. tohiny
Hebikebika: a.: Fihetsiketsehana na fivezivezena mankatsy mankaroa tsy mahapetraka fa feno ahiahy. - t.i.f.: Mihebikebika,…tohiny
Hebintrebina: a.: Fipararetra, fihetsiketsiky ny rano tsofin' ny rivotra; fitsipelapelatry ny hazavana. 1 t, t f.:…tohiny
Hebrio: (fr. hébreu) a.: Anarana nentin'ny firenena Jody tany am-boalohany, avy amin'ny razam-ben'i Abrahama…tohiny
Heby: Hebiheby a.: Fanetsiketsehana zavatra hisalovana ny fijery na ny lalan'ny hafa; fisakantsakanana amin'ny…tohiny
Hedrahedra: a.: Hetsiketsika, hevingevina. i Manedrahedra, fanedrahedra, mpanedrahedra 1 anedrahedrana, fanedrahedrana…tohiny
Hefahefa: a.: Fihetsiketsehanjavatra tsofin'ny rivotra, fihofahofana. i' t.i.f;: Ahefahefa, hefahefaina, voahefahefa,…tohiny
Hefahefaina: (hefahefa) mt. ih, (hefahefao): Hetsiketsehina, hofahofana. tohiny
Hefakefahina: (hefakefaka) mt. ih. (hefakefaho): Alana, na endahana, amin'ny ilany iray. tohiny
Hefakefaka: Hefakefany a.: I-lany iray amin'ny kitrom-biby. • Zavatra mikiraviravy, sady mihetsiketsika, nefa misy…tohiny
Hefarana: (efatra) p.mt.: Mandritra ny efatra andro: Nijanona hefarana teto izy dia la-sa, • a.: Halavam-potoana…tohiny
Hefikefehina: (hefikefika) mt. ih, (hefikefeho): Hetsiketsehina, hozongozonina. tohiny
Hefikefika: a.: Hovitrovitry ny loha, hifikifika, hetsiketsika, hozongozona. - t.i.f.: Hefikefehina, ahefikefika,…tohiny
Hefohefo: a.: Fananan-karena betsaka. i Manefohefo, fanefohefo, mpanefohefo 1 anefohefoana, fanefohefoana. tohiny
Hehaka: ft.: Hasemporana, sanehaka. - t.i.f.: Mihehaka, fihehaka, mpihehaka 1 hehakehaka 1 manehakehaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011