Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Hobaka: p.(.: Poaka aty, nefa lehibe. - t.i.f.: Mangobaka sy mangobakobaka. * F-p.: Fery mangobakobaka: fery…tohiny
Hobana: Jer. Kobana. tohiny
Hobana: sy Hobankobana a: Fibohiran-javatra toa trafo, fibontsinana. - t.i.f.: Ahobankobana, hobankobanina 1…tohiny
Hobina: na Hobena (hoby) mi ih. (hobio, hobeo): Deraina amin'ny antsoantsom-pifaliana: Nohobin'ny uahoaka ireo…tohiny
Hobohobo: ft.: Fiafenana, ankifonofono: Varotra an-kobohobo: varo-maizina 6 t.i. f.: Hobohoboina. tohiny
Hobohoboina: (hobohobo) mi ih. (hobohoboy): Afenina, a-tao an-kifonofono: Inona io zavatra hobohoboinao anaty lamba…tohiny
Hoboka: p.t.: Foana, tsy misy na inona na inona. - t.i.f.: Mangoboka. - F.-p.: Hoboka aty: foana ny ao anatiny.…tohiny
Hoby: a.: Antsoantsom-piravoana atao ho mari-piderana: Tsy nifandrenesana ny hoby nataon'ny vahoaka ny Filohan'ny…tohiny
Hoda: p. t.: Malemy, bodaka: Vomanga hoda tohiny
Hodahoda: a.: Fikodedehana raha miteny; fiakanakanana mahatonga tsy hahatonona tsara izay lazaina, na fiboredehana…tohiny
Hodahodaina: (hodahoda) mt. ih. (hodahodaino): Lazaina amin'ny fombamiboredika tohiny
Hodaka: Jer. Hotaka. tohiny
Hodiatra: (fit-p.) a: Enti-milaza asa ataon'izay mandalo a mfn'ny toerana mihataka la vitra mangingina. - F.-p.:…tohiny
Hodibalaza: a: Fono na saxon' ny balaza, izany hoe ilay sosony voalohany amin'ny hoditra et? ivelany mandrakotra…tohiny
Hodidina: a.: Ny sisiny mamaritra na mamefy zavatra iray. i t.i.f : Hodidinina, ahodidina, voahodidina, tafahodidina…tohiny
Hodidinina: (hodidina) mt.ih. (hodidino): Misy... mamaritra ny sisiny hatraiza hatraiza: Hodidinin'ny hazo ny tanĂ nanay.…tohiny
Hodina: a: Fiverenana eo amin'ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan'ny 10-ha mankany aoriana na ao an-daniny;…tohiny
Hodipotsy: a.: Pentimpentina fotsifotsy amin'ny tarehy. tohiny
Hodirina: (hoditra) mt. ih. (hodiro): Alana ny hoditra aminy: Hodiro io omby io. * h. o.: Tsara volon-koditra…tohiny
Hoditra: a.: Ny fonony ivelany amin'ny tenan-javamananaina (olombelona, biby) na zavamaniry: Miuoaka amin'ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1131