Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Holapata: a.: Karazam-bibilava madinika manopy mena. tohiny
Holarina: p. t.: Misy holatra. tohiny
Holatra: a.: Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin'ny hoditra. - t.i.f.: Holarina. tohiny
Holatra: a.: Karazan-javamaniry mitarehi-na elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra:…tohiny
holatry: jereo. [holatra]tohiny
Holika: mitovy amin'ny Olika. tohiny
Holoka: p. t.: Loaka ny ao anatiny, hoboka. • h.o.: Mpandaingalainga na fetsifetsy. - t.i.f : Mangoloka / holokoloka.…tohiny
Holokoloka: p.t.: Fetsy, kapetsy, fangoloka. tohiny
Holontsina: na Holontsona Jer. Horontsina. tohiny
Holy: a: Fahatahorana, tsy fahasahiana handroso; fihemorana. - t.i.f.: Miholy, fiholy, mpiholy 1 ~oliana,…tohiny
Homaingihaingy: Jar. Somaingisaingy. tohiny
Homambahamba: Jar. Hambahamba. tohiny
Homamiadana: a: Jer. Kansera. tohiny
Homana: (h - om - ana) mt.: Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio. 1 Mandany za• vatr'olona ho an'ny tena: Homana…tohiny
Homandroso: (Ski) a: Soratr' omby sahalahala amin'ny Vakivoho. tohiny
Homarantsody: p.t.: Hatsatra, rera-tena, malazolazo. - t.i.f.: Mihomarantsody, fihomarantsody. tohiny
Homarototra: Jer. Somarotoira. tohiny
Hombo: a.: Hazo na vy kely anentsenanaloaka, anakamba• nan-javatra roa simaka; fanararaotana tenin'olona mba…tohiny
Homboana: (hombo) mt. ih. (homboy): Araikitra amin' ny hombo, tsimatra: Hom-boy ny hidin-trano. 1 Fantsihana:…tohiny
Hombona: Jer. Kombona. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2077