Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Hogahogaina: (hogahoga) mt ih. (hogahogao): Antsointsoina taisy antony; esoeaoina, horakorahina, harabirabina: Nohogahogain'ny…tohiny
Hogo: a.: Filamaky ny volo: Tsara hogo izany voionao izany. •Fandaminana ny volo misaritaka mba hilamaka isara:…tohiny
Hogoina: (hogo) mt ih. (ho-goy): Raotina mba hilamaka tsara. tohiny
Hoha: a.: Antsoantso mafy entina miantso vonjy; horakoraka, akoralava entina maneso. - t.i.f.: Hohaina, voahoha…tohiny
Hohaina: (hoha) mt ih. (hohao): Akoraina, horakorahina: Natahotra ny hohohain' ireo ankizy adala ireo aho ka…tohiny
Hohazana: (hohy) mt. ih. (hohazy): Hadina tsy lalinaloatra amin'ny tanana na tongotra: Hohazan'ny saka ny tany.…tohiny
Hoho: a.: Karazandrazana tandroka maniry eo amin'ny loharantsana: Hohon-tsaka • h. o, : Rangotra: Safosafo…tohiny
Hoho: (Ski) a: Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin'ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina…tohiny
Hohofana: (hohoka) mt. ih. (hohofy): Saronana: Tokony hohofana harona ny akoho mikotrika. • Orohana: Nohofan-dreniny…tohiny
Hohoina: (hoho) mt. ih. (hohoy): Alana na rangotina amin'ny hoho. tohiny
Hohoka: a: Fametrahan-javatra ny vavany no atao ambany; fatoriana ka ny kibo no atao ambany mandry. - t.i.f.:…tohiny
Hohona: a: Fanambombana amin'ny sandry; fiarovana atao mba tsy haharatra na ho voan'ny hatsiaka ilay kobonina;…tohiny
Hohonina: (hohona) mt. ih. (hohony): Mbombana, fihinina ao an-tratra. tohiny
Hohy: a.: Fihadiana tany mitsi- poretika sady tsy lasa lalina; fihadiana ny tany etsy sy eroa amin'ny tanana…tohiny
Hoika: na Hoiky t.p.: Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana:…tohiny
Holafitra: na Holafiny a.: Fitambaran'ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin'ny tendron'ny taho anankiray.…tohiny
Holaitra: a: Fihodivirana, ela• nelana kely dia kely tsy hahavoa. - t.i.f.: Miholaitra, fiholaitra, mpiholaitra…tohiny
Holamena: a.: Aretin-koditra mamaritra mena toy ny tandomerina, fa izy maharitra mamela holatra, tohiny
Holandey: (fr. hollandais) a: Ny mponina tompon-tany ahy amin'ny tanin'i Holandy: Mipetraka amin'ny tany ambanin'ny…tohiny
Holantrolana: a.: Fahasarotsarotana. i t.f.f: Miholantrolana, fiholantrolana, mpiholantrolana / iholantrolanana, fiholantrolanana.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0124