Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Hodivirana: (hodivitra) mi ih. (hodiviro): Tsy ifanenana fa iviliana, iolahana: Nohodivirako Rakoto fa be resaka…tohiny
Hodivirina: (hodivitra) mt.ih. (hodiviro): (enti-milaza toerana) tsy aleha fa iolahana: Nohodivirin'ny fahavalo…tohiny
Hodivitra: a.: Fitanilana sy fitongilanana faran'izay kely. ~ Fifandisoana noho ny elanelany kely monia. - t.i.f.:…tohiny
Hodrahodra: p. t.: Malemilemy, mihonankonana malemy. i t.i.f.: Ahodrahodra, voahodrahodra / mihodrahodra, fi• hodrahodra…tohiny
Hodrohodro: a.: Binabina, binaka, vindimbindina. - t.i.f.: Mihodrohodro, fihodrohodro, mpihodrohodro / ihodrohodroana,…tohiny
Hoe: p.mt.: Toy izao, sahala amin'izao (fanao eo alohan' ny tenin'olona iray izay averina araka ny nitenenany…tohiny
Hoetrika: a.: Karazam-borona an-drano misy sangany (Fulica cristata na Mitrata). tohiny
Hofa: a.: Zavamaniry karazana vakoa na vakoana lava ary be ravina. tohiny
Hofa: a: Vola, na zavatra aloa amin'ny zavatr'olona ipetrahana na anaovana na ampiasaina mandritra ny fotoana…tohiny
Hofa: a: Fiantsoana olona amtn'ny kopa-damba, na tans-na, na rantsan-kazo misy ravina. ~ Fanasivanana ny vary…tohiny
Hofaka: a: Rambon'ondry; rambon'orana, izany hoe ilay miforitra amin'ny orana; kibon'ny valala; rambon'ny valala;…tohiny
Hofakofahina: (hofakofaka) mt. ih. (hofakofaho): Endahina. tohiny
Hofakofaka: a.: Izay miendaka amin'ny faritra sasan'ny tena ka manjary mihetsiketsika; zavatra tsy mipetaka tsara…tohiny
Hofakofaka: a: Kivilivily, vezimbezina, hevingevina. tohiny
Hofana: na Hofaina (hofa) mt. ih (hofao na hofay): Antsoina amin'ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay…tohiny
Hofana: (hofa) mt. ih. (hofao): Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabe…tohiny
Hofika: a: Zavamaniry mandadina, fanao fanafody ny voany voatoto malemy noho izy manana hery toa mamihina. tohiny
Hofoka: na Hofokofoka a: Hetsiketsika, pelipelika. i tiP•: Hofokofohina, ahofokofoka, voahofokofoka J manofokofoka,…tohiny
Hofokofohina: (hofokofoka) mt. ih. (hofokofohy): Hetsiketsehina, hozongozonina. tohiny
Hoga: na Hogahoga a: Antsoantso tsisy antony; fitenitenenam-poana na fanakorana; teny, antsoantso hihorakorahana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.013