Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Hamory: a.: Familiana sambo na fiara (fiarakodia, fiaramanidina...) amin'izay tiana handehanany. - t.i.f.: Hamorina…tohiny
Hampitra: ft,: Fivelomana ho-mana ny an'ny olona, fivelomana amin'ny sasany. 1 t, i.f.: Mihampitra, fihampitra.…tohiny
Hampy: a.: Fofon'amany. - F.-p.: Maimbo hampy: misy fofon'amany; andrenesana fofon'amany. tohiny
Hamy: a.: Tsiro tsara toy ny an'ny tantely na ny siramamy. - t.i.f.: Mamy 1 hamamy, hamamiana 1 mamimamy 1…tohiny
Hana: a.: Vola ampizanahina. - t.i.f : Hanaina, ahàna, voahana, tafahana 1 manàna, fanàna, mpanàna / ananàna,…tohiny
Hanahana: a.: Fahasempotsem- Hal porana mila tsy ho avy miaina, • Fiatoana tsy mahita izay hatao noho ny hatsiaka,…tohiny
Hanaina: (hana) mt.ih. (hanao): Alaina na samborina misy zanany: Ohatrinona ny vola nohanainao? tohiny
Hanaka: a.: Fiparitahana (entimilaza rano na menaka). - t.i.f• : Ahanaka, voahanaka, tafahanaka I mihanaka,…tohiny
Hanana: Hananganana ft.: Toetran'ny zavatra tsy mamy tsy mangidy, na mangidy somary mamy. - t.i.f.: Manganana,…tohiny
Hanankanana: a: Fitsobohanjavatra ao anaty rano, izay vonto nefs mitsinkafona. ~ Fiempoana. - t.i.f.: Ahanankanana,…tohiny
Hanatra: a.: Aretina mivonto eo amin'ny fotonangy na eo amin'ny vozona. tohiny
handà: jereo [mandà], tsy manaikytohiny
Handatra: p.t.: Misy tsiro somary maisatra amin'ny lela na amin'ny lanilany. 1 t.i.f.: Handatrandatra. tohiny
Handibaolina: (ffi: hand-ball)a.: Lalao fanatanjahan-tena mifanahatahaka amin'ny foty, samgy lalaovina amin'ny ta-nana…tohiny
Handitra: a.: Tsirom-boankazo tsy dia be ranony loatra. ? Fandokafana olona izaitsizy mba hahazoana fitia aminy,…tohiny
Handra: (Br) a.: Tsiny, indrindra izay avy amin'ny ray aman-dreny natao tsinontsinona. tohiny
Handria: f.p.: Aoka ho tanteraka izany (teny avaly ireo fitanisanisana firarian-tsoa a-tao ho an'ny zaza forana).…tohiny
Handrina: a.: Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin'ny tarehy, manomboka eo amin'ny…tohiny
Handrinina: (handrina) mt. ih. (handrino): Jerena tsara manatrika amin'ny maso feno fandrahonana: Nohandriniko izy…tohiny
Handro: a,: Fanamasahana sakafo, fitanehana, • Hamasaka, hamasahana: Tsy tsara handro. - t.i.f.: Handroina,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.024