Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Hakinga: Fahakinga, Hakingana, Fahakingana (kinga) a: Toetran'ny olona kinga, mailaka,mahay amin'ny ataony: Nampiseho…tohiny
Hakitrokely: p.mt.: Hatreo amin'ny kitrokely ny halaliny (jer, Ha). tohiny
Hako: na Hakohako a.: Hambohambo,fisehosehoana ho... 1 t.i.f.: Mihakohako, fihakohako, mpihakohako I ihakohakoana…tohiny
Hala: a.: Tay fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny. ~ mt, ih. ft.: 1) Tay tiana,…tohiny
Hala: a: Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany…tohiny
Haladina: (halady) mt. (haladio): Ialan-tsiny. tohiny
Halady: a: Hafainganana, hamorana mahamasaka, mandre: Loza izany raha baladin' izay vilany. tohiny
Halady: a: Fialan-tsiny; fanaovans aza fady. ~ Fitsapana alahelo. - t.i.f.: Haladina, voahalady / manalady,…tohiny
Halahala: ft.: Madio fotsy, tantera-pahazavana. - t.i.f.: Mangalahala, fangalahala. tohiny
Halaho: a: Tsiron-javatra masiatsiaka toy ny tsiron'ny anamalaho: Mba tianao ue ny halahon'ny radia? tohiny
Halailay: Fahalailay a.: Toetran'ny zavatra malailay, manilotsilo madinika: Loza ny halailain'ny akanjo vita amin'ny…tohiny
Halainana: Fahalainana (laina) a: Tsy fahazotoa-miasa; tsY fahazotoan-komana, tohiny
Halaka: Halakalaka a: Hataka, elanelana. - t.i.f.: Halakalahina, voahalakalaka, tafahalakalaka 1 mihalakalaka,…tohiny
Halakalahina: (halakalaka) nit ih. (halakalaho): Asiana elanelany, atao mihataka. tohiny
Halaky: p.t.: Malaky amin'ny endrika milaza ny ho avy. a Halaky handeha! (izay ovan'ny olona matetika hoe Talaky…tohiny
Halalahana: Fahalalahana (lalaka) a: Toetran'ny zavatra malalaka, be velarana, migodana. tohiny
Halalahina: (halalaka) mt ih, (halalaho): Itarina ny sakany, ny velarany: Nohalalahina ny lalana mankany Ambatolaona.…tohiny
Halalina: na Halalinana (lalina) a.: Toetran'ny zavatra (rano, hady) tsy marivo; toetran' ny hevitra na saina…tohiny
Halalinina: (halalina) mt. ih (halalino): Atao lalindalina kokoa: Halalino lty lauaka hambolena zanakazo ity. ?…tohiny
Halamaina: (halama) mt. (halamao): Atao mora mampibolisatra: Nohalamain' n y orana ny lalona ka mitandrema tsara…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0602