Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Himoka: Himokimoka p,t. na a: Manakombona mafy ny vava mba tsy hivoaka ny hehy ; fitanana ny hehy tsy hipoaka.…tohiny
Himokimohina: (himoka) mt. ih. (himokimohy): Ihomehezana ka somary hazonkazonina ny hehy. tohiny
Himpa: na Himpy ft. niavian' ny hoe: Be mihimpa na Be mihimpy: andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia…tohiny
Himpina: na Himpona p.t.: Fe-no tsara, tonga eo amin'ny fetran'ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny…tohiny
Hina: a.: Hery, fikelezana aina. ? F.-p.: Miray hina: Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana.…tohiny
Hinahina: p.t.: Mitrahotraho toa te hitomany ny maso, mivoaramena ny hodimaso. tohiny
Hinaka: na Hinakinaka a: Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin'ny hazo na amin'ny karavasy. 1 Hinakinahina,…tohiny
Hinaka: Hinakinaka p, t.: Sady lehibe no matavy, botrefona. - t.i.f.: Mihinakinaka, fihi- nakinaka. tohiny
Hinakinahina: (hinakinaka) rat. ih. (hinakinaho): Kapohina mafy, tsy itondrana roa. tohiny
Hinana: ft. faharoa avy amin' ny ft. voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ;mbola ny ft voalohany hana…tohiny
Hindrahindra: a: Rotsirotsy famalifaliana; fanasohasoana amin'ny doka na tambitamby; ïikarenjirenjena, fipelipelehana.…tohiny
Hindrahindraina: (hindrahindra) mt. ih. (hindrahindrao): Rotsirotsina. • Hasohasoina: Nohindraindrain'ny mpamaly kabary…tohiny
Hindry: a: Karazam-borona, izay antsoina koa hoe fanindry. tohiny
Hinjahina: (hinjaka) mt.ih. (hinjaho): Hosihosena. tohiny
Hinjaka: a: Dihy sy fihetsika mitsamboamboatra, ka ny tongotra no mandray anjara betsaka; fitsambikimbikinana…tohiny
Hinjihinjy: a: Firidiridiana na fihenjanana tsy milefitra; fijoroana mahitsy ary tsy mihetsika. 1 Ahfnjihinjy, voahinjihfnjy,…tohiny
Hinjirina: (hinjitra) mt.ih. (hinjiro): Henjanina: Hinjirina ny tady. tohiny
Hinjitra: p.t.: Miridiridy sady henjana; mijoro na mitsotra fa tsy afa-milefitra: Hinjitra loatra ity lamba ity.…tohiny
Hintsana: a.: Firarahana, filatsahana na fialana avy amin' ny toerana nisy azy, toy ny ravinkazo, na voankazo,…tohiny
Hintsina: ft.: Feo mikiririoka mafy mampipararetra ny ao anaty sofina; fitaintaina; famolivoly. 6 t.Lf.: Mangintsina,mangintsingintsina,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115