Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Harakaraka: a.: Karazam-borona. tohiny
Harambola: a.: Kavina volafotsy. tohiny
Haramy: a.: Dintin'ny hazo a-tao hoe ramy. - t.i.f.: Mangarana, mangarangarana. tohiny
Haran-tratra: a.: Anarana omena ny fitambaran'ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana…tohiny
Harana: a: Taho na zaran-javatra, zarana: Haran'angady. tohiny
Harana: ft.: Fitadiavana, fikarohana sy fihazana. * t.i,f,: Haranina lmiharana, fiharana 1 iharanana, fiharanana.…tohiny
Haranana: a.: Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin'ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be…tohiny
Harangarana: a: Fitsikilovana, fizahana taratra, fijerena miafina, izany hoe mahita nefa tsy hita * t.i.f.: Harangaranina,…tohiny
Harangaranina: (harangaranina) mt. ih. (harangarano): Jerena amin'ny loaka kely, tsikilovina: Noharangaraniko tamin'ny…tohiny
Haranina: (harana) mt. ih. (harano): Tadiavina, karohina. tohiny
Haranjo: p.mt.: Hatreo amin' ny ranjo ny halaliny. tohiny
Haranjono: a.: Hazo lava marotsaka fasiana ny tadim-pintana er? amin'ny tendrony ambony. tohiny
Harankana: a sady p.t.: Kapotsaka, mpamitaka amin'ny laingalainga ka tsy azo toky loatra amin'izay lazainy. tohiny
Hararaotina: (hararaotra) mt. ih, (hararaoty): Vonjena ha-tao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty…tohiny
Hararaotra: a.: Fery vao main-ka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra. ? Fanampiana trotraka, famelezana…tohiny
Hararetra: a.: Fangovitana. i t.i.f.: Mihararetra. tohiny
Harariana: Faharariana a: Ny aretina, ny fanaintainana; hasaozanina. tohiny
Hararo: a.: Fitanana, fanaovana izay hahatratra aoriana; fanadalana, / Hararoina, voaharo / manararo, fanaraxo,…tohiny
Hararoina: (hararo) mt. ih. (hararoy): Lalaovina, sembantsembanina, sampontsamponana, tohiny
Harary: (rary) a,: Fanaintainana, fangirifiriana: Tsy tantiko ny hararin'ny nifiko. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111