Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Haihay: a: Fahatsiarovana ho voa noho ny toe-javatra tsy nampoizina, noho ny hadisoam-panantenana. - t.i.f.:…tohiny
Haika: a: Fanomezam-po mba hiady, fihantsiana. i t.Lf.: Voahaika 1 mihaika, fihaika, mpihaika / ihaikana, fihaikana…tohiny
Haikaika: a.: Kiniania, vosobosotra, kivazivazy. t.i.f.: Mihaikaika, fihaikaika. tohiny
Hain-teny: a: Teny an'ohatra voaravaka ohabolana, mampiseho fahaizana sy fahakingana, nampiasain'ny Ntaolo tamin'ny…tohiny
Haingana: na Faingana p. mt.: Mandritra ny fotoana fohy, malaky: Mihinana haingana. ? Rehefa afaka fotoana fohy,…tohiny
Haingàna: (haingana) f. m.: Tongava rehefa afaka vetivety: Haingàna fa sao diso fotoana isika tohiny
Haingo: a.: Zavatra apetaka amin'ny akanjo na entina eny amfn'ny tena mba hahatonga ny tena ho tsara jerena:…tohiny
Haingoina: (haingo) mt. (haingoy): Asiana haingo; ravahana: Nohaingoiny ny efitranony. tohiny
Haingy: na Haingihaingy p.t.: Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, hita ho mangasihasy: Haingihaingy…tohiny
Hainky: a.: Jer. Hanky. tohiny
Haino: na Heno ft.: Ren'ny satina: Tsy henoko ny teninao. 6 t. L f, : Hainoina, henoina, ahaino, voahaino,…tohiny
hainy: jer. [hay], fantanytohiny
Hairaha: a.: Fahaizana mamorona sy mitsikera ny zavakanto. tohiny
Haisoratra: a: Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny, soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran'ny…tohiny
Haisy: a: Jer. Aisy. tohiny
Haitao: a.: Fahaizana ny lalàna mifehy ny fiasana sy fitaovana mba hamokarana zavatra iray; fahalalana ny fomba…tohiny
Haiteny: a.: Fahaizana marnakafaka ny teny sy ny fiteny. tohiny
Haitianina: (fr. haïtien) a: Ny firenena tompon-tany anY amin'ny andilantanin'i Haïti anelanelan'i Amerika avaratra…tohiny
Haitrairina: (haitraitra) mt, ih. (haitrairo): Atao izay hahatonga hiangentsangentsana, ho sarotiny. tohiny
Haitraitra: a.: Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon'ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0606