Litera H

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
H: a.: Tarehintsoratra fahafito ary renisoratra fahadimy amin'ny abidy malagasy; zara raha beno ny feon'ny…tohiny
Ha: : Fanafohezana ny hoe Hatra izay atovona amin'ny anaran'ny faritra sasantsasany amin'ny tena mba handrefesana…tohiny
Ha: tp.: Tenim-piontanana maneho: hatairana: Ha! marary hoe i dada?; fiaikena: Ha! marina tokoa lahy ny…tohiny
Ha: Tovona atao: a) eo alohan' ny p.t, milaza toetra mba hanaovana anarana milaza toetra ihany koa: Halava,…tohiny
Haavo: (avo) a.: Toetran'ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon'ity trano be ity. tohiny
Haavo: a,: Tsipika miala avy amin'ny tendro iray ka mijadona amin'ny lafy mifanandrify amin'io. tohiny
Haba: a.: Vola aloa ho hofantoerana (haban-tsena), na vo-la alaina amin'ny varotra eny an-tsena na mandalo…tohiny
Haba: a.: Firavaka mihorona boribory manodidina ny hatotanana. (Teny misy ifandraisana amin'ny haba: Hidivava,…tohiny
Habadoana: (bado) a: Tsy fahampian-tsaina na fiheverana (fa tsy hoe tsy fahaizana noho ny tsy nahitana fianarana…tohiny
Habahaba: a: Fisalasalana tsy tapa-kevitra na handroso na hihemptra, na handeha na hijanona, - t.i.f.: Mihabahaba,…tohiny
Habaka: Habakabaka a.: Ny mangoana tsy misy afa-tsy rivotra manodidina ny tany, izay toa andohalambo miloko…tohiny
Habangana: (banga) a.: Toetran'ny dlona banga, izany hoe nahafahana ny nifiny: Ny habangany no tsy ahaizany miteny…tohiny
Habe: (be) a.: Toetran'ny zavatra na olona lehibe, halehibe, hangeza: Ny haben'ny vola-na. tohiny
Habetsaka: Habetsahana (betsaka) a.: Hamaroana be:Tsy hita isa ny habetsahan'ny kintana tohiny
Habibiana: (biby) a: Hasiahana mihoapampana: Voarakitry ny tantara ny habibian'ny mpanjaka sasantsasany teto an-…tohiny
Habobo: a.: Ilay ronono tsy mbola tena madio avy amin'ny ombivavy ny andro fahatelo aorian'ny iterahany. 1 Ronono…tohiny
Habobo: a.: Lainga na filazana tafahoatra hamitahana, tan-tara valamaty: Milaza habobo. tohiny
Haboka: p.t.: Volon-doko fifangaroan'ny vony sy ny me-na malefaka; vony volon-daoranjy. - t.i.f.: Mangaboka.…tohiny
Habokaboka: a.: Anarana orne-na ny havokavoky ny omby, izay antsoina hoe habokabokens. tohiny
Habokaina: (boka) mt. fh, (habokao): Esoina, haratsina: Raha tsy manana ianao, aza ny anay no habokaina tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0103