Litera G

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Gorosoa: (fr. gros sou; fit. p.) a : Lelavola varahina nampiasaina fahiny, ka ilavoamena ny sandany. tohiny
Gosy: (fit.-p.): Karazan-tadio ary tsy fahita raha tsy a min'ny ririnina any amin'ny morontsiraka. tohiny
Governemanta: (fr. gouvernement) a: Filan-kevi-mpitondrana pmin'ny fanjakan'ny tany iiay: Hivory amin'ny talata ny…tohiny
Governora: (fr. gouverneur) a: Mpifehy ambony tamin'ny andro fahagasy taloha, mitovy amin'ny hoe komandy; tamin'ny…tohiny
Goyanina: (fr. Goyana) a.: Ny firenena monina any amin' ny tanin'i Goyana, Amerika atsimo, manara-tsisin'i A-tlantika.…tohiny
Grady: (fr. grade) a: Ny tairai-- ray amin'ny ambaratongamboninahitra isondrotan'ny miaramila; laharam-boninahitra.…tohiny
Grefy: (fr. greffe) a.: Famindrana tsimo-kazo iray na tahony misy masony amin'ny hazo hafa mitovy karazana…tohiny
Grenady: a: Jer. Angaranady. tohiny
Grevy: (fr. grève) a: Fitokonana tsy hiasa mba ho fitakiana zo na tombontsoa kendrena ho azo, toy ny fisondrotan-karama…tohiny
Grika: (fr. grecque) a: Ny fixe-nana monina any amin'ny tanin'i Gresy: Ny filozofy malaza indrindra dia ny…tohiny
Gripy: (fr. grippe) a: Aretina mitovitovy amin'ny sery taotra, nefa raha ny marina, dia avy amin'ny mikraoby…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0801