Litera G
Gony: a.: Kitapo vita amin'ny rongonibe ampiasain'ny mplvarotra hasiana vary, sira, siramamY••• * F.-p.: Mitafy…tohiny
Gorabahana: (gorabaka) mt. th, (gorabahy): Asiana loaka makadiry: Nogorabahan'ny mpangalatra ny rindrina.
tohiny
Gorabahana: agorabaka, tafagorabaka, voagorabaka / mangorabaka, fanagorabaka, mpanagorabaka ( anagorabahana, fanagorabahana…tohiny
Goragora: p.t.: Tsy mifatotra tsara, mifatotra malemilemy, mora vahana. - t.i.f.: Agoragora, voagoragora ) managoragora,…tohiny
Goraidraika: a: Feon-tsahona. 4 t.i.f.: Migoraidraika, figoraidraika.
tohiny
Gorampaina: agorampa, voagorampa ( managorampa, fanagorampa, mpanagorampa ( anagorampàna, fanagorampana ) migorampa,…tohiny
Gorampaina: (gorampa) mt. ih. (gorampao): Vikavikaina.
tohiny
Goraraika: na Koraraika a.: Feo re avy amin'ny fandehandehanan'ny rivotra na ny ranon-javatra any amin'ny lalan-kanina.…tohiny
Gorasy: (fr. grâce) a.: Fibabohana, fiaikena fa diao na resy. - t.i.f.: Migorasy, figorasy, mpigorasy ( igorasiana,…tohiny
Gorobahana: (gorobaka) mt. ih. (gorobahy): Loahana tanteraka an-daniny sy an-daniny avy: Nogorobahan'ny tontakely…tohiny
Gorobaka: p.t.: Loaka tanteraka an-daniny sy an-danfny avy. - t.i.f.: Gorobahana, agorobaka, voagorobaka, tafagorobaka…tohiny