Litera G
Goboka: Gobona p.t.: Foana aty, tsy misy zavatra ao anatiny, hoboka. - t.i.f.: Migoboka, figoboka, mpigoboka…tohiny
Godàna: p.t.: Malalaka, tsy tery. 1 H.o.: Manaram-po. i t.i.f.: Migodàna,figodàna 1 igodanana, figodanana. tohiny
Godra: Godraka, Godragodra p.t.: Osa, marary vanin-taolana; malemy eo am-pitoerana tsy afa-mihetsika. - t.i.f.:…tohiny
Godrika: a.: Faharatsian'ny hoza-dohalika ka tonga osa sy malemy fihetsika. - t.i.f.: Tafagodrika 1 migodrika,…tohiny
Goga: p.t.: Antitra izaitsizY, tranainy, efa ela dia ais: Efa gaga marina Ingahy Rainikoto fa efa dimy amby…tohiny
Gogo: (Skl) na Vahona (Btm) a.: Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany;…tohiny
Gogogogo: a.: Fitomaniana ara-bina toloko na feo mafy; dradradradra. - t.i.f.: Agogogogo, tafagogogogo 1 migogogogo,…tohiny
Gohina: (goka) mt. ih. (gohy): Sotroina amim-pankacitrahana ary betsaka: Nangetaheta mafy aho ka nogohiko ilay…tohiny
Goika: Goigoika a.: Feo sempotsempotra eo am-pitomaniana noho ny ranomaso arahln-tsentosento na eo ampitelemana…tohiny
Goka: a,: Fisotroana -feno fanaranam-po. i Gohina 1 migoka, figoka, mpigoka / igohana, figohana / mahagoka.…tohiny