Litera G
Gia: a: Fehy mafy, fihina na fitazonana mafy. - t.i.f,: Giazana, agia, voagia / mangia, fangia, mpangia 1…tohiny
Gidragidra: a.: Bedibedy, kiankiana, teniteny: Be gidragidra loatra Ramatoa mpampianatra. ? Fifandirana, adiady,…tohiny
Gidro: a.: Karazam-biby mitovitovy habe amin'ny saka saingy izy lava rambo ary ny tarehiny manana toetra ifandraisany…tohiny
Gidro: Gidrogidro, Gidroka a.: Fe on-javatra mifampikasoka ka midridridridry, mifandilotra. - t.i.f.: Agidrogidro,…tohiny
Giga: Gigagiga p. t.: Antitra dia antitra, goga (zavatra mafy tsy laitra vaitina), - t.i.f.: Migigagiga, figigagiga.…tohiny
Gigigigy: a.: Fatotra mafy dia mafy tsy ahafahana mihetsika na mandositra. - t.i.f.: Agigigigy f managiaiglgy,…tohiny
Gigika: a.: Fitomaniana mafY, ranomaso arahin-tsentosento, - t.i.f.: Migigika, figigika, mpigigika f mahagigika.…tohiny
Giloby: (fr. globe) a.: Zavatra boribory. ~ Teny ampiasain' ny mpanoratra hilazana ny tany: Eto amin'it9 gilobindranomaso…tohiny
Gina: a.: Tsy misy feo re: Gina ny tannin. Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy…tohiny
Ginadra: (gadra) mt. ih. misY tsofoka in: Voagadra, gadrana, asiana gadra (vy amatorana ny tongotra tsy hahafahana…tohiny