Litera G
Gazety: (fr, gazette) a.: Taratasy be velarana vita soratra, mivoaka ara-potoana (na isan'andro na isan-kerinandro)…tohiny
Geboka: a.: Fanaovana teli-moka fa tsy mitsako akory. i, t.i.f.: Ageboka, voageboka 1 mangeboka, fangeboka,…tohiny
Gedra: Gedragedra p.t.: Fatotra migoragora, fehy tsy voasintona tsara. - t.i.f.: Gedragedraina, agedragedra,…tohiny
Gedragedraina: (gedragedra) mt. th. (gedragedrao): Fatorana migoragora tsy mafy tsara: Aza gedragedraina ny tadin'…tohiny
Gedrigedry: a.: Teniteny fanomezan-tsiny.
tohiny
Gedrogedro: a.: Fimenomenonana miaraka amin'ny taraindraina sy ny endrika mifararemotra. - t.i.f.: Migedrogedro,…tohiny
Gehezina: (gehy) mt. th, (gehezo): Fehezina mafy tsara: Gehezo ny entana sao miboraka. • Texans: Nogehezindra…tohiny
Gehina: (gaika) mt. ih. (geho): Terena, fehezina: Nogehiny tamin'ny hetra ny valahany, / Geho tsara ireto entana…tohiny
Gehy: a.: Fehy, fatorana: Tsy nataony tsara gehy ny enta-na. - t.i.f.: Gehezina, agehy, voagehy, ginehy /…tohiny
Geja: a.: Fihina mafy. i tif: Gejaina na gejana, ageja, voageja 1 manageja na mangeja, fangeja, mpangeja I…tohiny
Gejaina: na Gejana (geja) mt. ih, (gejao): Fatorana mafy: Gejao ity kofehy • Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao…tohiny
Gema: p.t.: Mikepakepaka, hempa: Gema molotra iny Rangahy iny ka ohatra ny mihinam-paraky foana.
tohiny
Gena: Genagena a.: Fitondranjavatra moramora sy amimpitandremana amin'ny tanana. - t.i.f.: Agenagena, genagenaina,…tohiny
Genagenaina: (genagena) mt. ih, (genagenao): Entina moramora am-pitandremana: Genagenaina no fitondra ny atody. tohiny