Litera G

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Gaina: Gaingaina a.: Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be. - t.i.f.: Migaina, migaingaina…tohiny
Gaindo: (Ski) a.: Hazo na vy amatorana ny tadim-batofantsiky ny botry. tohiny
Gaka: a.: Fanenon'ny vorombazaha na ny goaika. - t.i.f.: Migaka na migagaka,figagaka. tohiny
Gaka: a.: Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao…tohiny
Gaka: a.: Fisotroana (rano) ka agorodana avy hatrany. i tif: Migaka, figaka, mpigaka. tohiny
gala: Milaza vola arivo ariarytohiny
Galabina: a.: Tsy fisian'ny mpanelingelina, filaminana tanteraka. i tif: Migalabina, figalabina, mpigalabina 1…tohiny
Galagato: (Ski) a.: Karazampoza. tohiny
Galera: a.: Karazam-bankona fandrafetana. tohiny
Galona: (fr. galon) a.: Ribà matevina misy tsorian-kofehy volamena na volafotsY apetaka amin'ny vozona na lohatanana…tohiny
Gama: na Gamatra (fr. gamme) a.: Fitambaran'ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana…tohiny
Gamatra: p, t.: Mitovy, sahala. tohiny
Gamela: (fr. gamelle) a.: Karazana tavy fasiana rano fa lehibe ny vavany ary miss tahony fivimbinana azy. ¶…tohiny
Gana: a.: Feom-baravarana rehefa vohaina na arindrina. i t.i.f.: Ganina I agana,voagana / mangana, managàna,…tohiny
Ganagana: na Kanakana na Vorombazaha a.: Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny…tohiny
Ganaganaina: (ganagana) mt ih. (ganaganao): Antsoina (tsy fiteny afa-tsy amin'ny ganagana na vorombazaha). tohiny
Ganga: (t. tr.) p.t.: Soa dia soa, ambony dia ambony. tohiny
Ganina: (gana) mt ih. (gano): Arindrina na kapohina mafy: Aza ganina toy izany ny uarauarana. tohiny
Gaona: a.: Dona, paika. - t.i.f.: Agaona, voagaona / migaona, figaona / igaonana, figaonana. ¶ M.h.: Dona,…tohiny
Gaona: (t.t.m.): Ankizilahy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0087