Litera G
Gaina: Gaingaina a.: Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be. - t.i.f.: Migaina, migaingaina…tohiny
Gaka: a.: Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao…tohiny
Galabina: a.: Tsy fisian'ny mpanelingelina, filaminana tanteraka. i tif: Migalabina, figalabina, mpigalabina 1…tohiny
Galona: (fr. galon) a.: Ribà matevina misy tsorian-kofehy volamena na volafotsY apetaka amin'ny vozona na lohatanana…tohiny
Gama: na Gamatra (fr. gamme) a.: Fitambaran'ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana…tohiny
Gamela: (fr. gamelle) a.: Karazana tavy fasiana rano fa lehibe ny vavany ary miss tahony fivimbinana azy. ¶…tohiny
Gana: a.: Feom-baravarana rehefa vohaina na arindrina. i t.i.f.: Ganina I agana,voagana / mangana, managàna,…tohiny
Ganagana: na Kanakana na Vorombazaha a.: Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny…tohiny
Ganaganaina: (ganagana) mt ih. (ganaganao): Antsoina (tsy fiteny afa-tsy amin'ny ganagana na vorombazaha).
tohiny
Ganina: (gana) mt ih. (gano): Arindrina na kapohina mafy: Aza ganina toy izany ny uarauarana.
tohiny