Litera G

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
G: Tarehintsoratra fahenina ary renisoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy, mitonona hoe ge na gy. tohiny
Ga: (fr. gant)a:Fonon-tanana, vita amin'ny lamba na hoditra: Gan-tanana fotsy. / Manao ga. tohiny
Gabaka: llazana toerana foana na be rano mangeniheny. i t.i.f.: Mangabaka / migabaka, figabaka / igabahana,…tohiny
Gaboka: a.: Antontan-javatra, zavatra mifanongoa. - t.i.f.: Agaboka / managabokalfanagabokalanagabohana, fanagabohana…tohiny
Gaboraraka: (f.t.m.) p.mt.: Enti-milaza zavatra na asa vita tsisy fitandremana, tsisy kitotony. tohiny
GadanĂ : a.: Jer. Kadana. tohiny
Gadona: Jer. Ngadona. tohiny
Gadra: a.: Rojo vy ampiasaina hamatorana olo-meloka na biby, na hatao hidim-bavahady, hidin-dalana. Tranomaizina,…tohiny
Gadrafohy: a.Jer,: Gadralava. tohiny
Gadragadra: a,: Fihararetrana feon'olona toy ny vaky na feon-javatra toy ny mitriatra nony voadona, tsy mikarantsana…tohiny
Gadragadra: a.: Karazam-borona (Pteroeles). tohiny
Gadraka: a. sy p.t.: Mit, hev. amin'ny Gadragadra. - t.i.f.: AgĂ draka / migadraka,figadraka. tohiny
Gadralava: a.: Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao antranomaizina. (Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra…tohiny
Gadrana: (gadra) mt. ih. (gadrao): Fatorana amin'ny gadra: Gadrao io alika io sao mandositra. ? Tanana antranomaizina:…tohiny
Gaga: p.t.: Mihetsi-tsaina amam-panahy eo anoloan'ny zavatra tsy fahita andavanandro na tsy nampoizina, amin'…tohiny
Gagaka: a.: Jer. Gaka. tohiny
Gagilahy: p.t.: (fahasimban'ny hoe gigalahy): Kingalahy, famantsilahy, sifotra antitra. tohiny
Gaigy: na Gegy a.: Romotra: Alika gaigy. 1 Misafoaky ny hatezerana: Olona gaigy na gaigin'olona. i tif: Gegena…tohiny
Gaika: a.: Famihinana na fanerena mafy, fangiazana amin' ny kofehy tsy misy hikofohana. ~ H.o.: Fangiazana…tohiny
Gaina: p.t.: Tsy mahateny no-ho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2387