Litera F
Faleha: (leha) a. : Enti-milaza ny lalana na ny toerana andehanana mandrakariva, na ny olona avenfnamandrakariva…tohiny
Falia: na Vatofalia a. : Karazam-bato tena mafy izay ampifampipehina mba hahazoana pitik' af o.
tohiny
Falihavanja: a,: Fibitahana sy fandihizana. - t.i.f. : Mifalihavanja.
tohiny
Falimpo: a. : Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an'ny tena, ambonin'ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana…tohiny
Falina: Falifalina (faly) mt.ih. (folio, falifalio) : Atao tonga falifaly : Falifalina amin'ny fanomezana kilalao…tohiny
Faly: Mahatsiaro fiadanam-po sy saina noho ny fahatanteraham-paniriana na fahazoam-pahasoavana ka mampiseho…tohiny
Famaboaboana: (abo) a. : Fanavoavoana, fanaingaingana, fanamboniana, fiderana fatratra, fankalazana izaitsizy; fanondrotana,…tohiny
Famadidirana: (fadiditra) a : Fanorongoronana.
tohiny
Famadidirana: (vadiditra) a. : Fandadinana.
tohiny
Famadiditra: (vadiditra) a. : Fomba entina mamadiditra,
tohiny
Famadihana: (vadika) a. : Fanaovana zavatra hiamboho, na hivadika ka ny ambony lasa ambany. • Fampisehoana ny ila…tohiny
Famadihana: (vadika) a : Fomba arahin'ny foko malagasy sasantsasany ho mari-panajana ny Razana sy fangatahampitahiana…tohiny
Famadika: (vadika) a : Fomba entina mamadika. • p.t. : A-' zo avadika : Ny sakaiza tiana tsy mba famadika.
tohiny
Famafana: (fafa) a : Fanesorana ny loto, ny fako ; na zavatra entina hanesorana ny loto, ny fako : Ilay kifafa…tohiny
Famafanana: (fafana) a : Fandraraham-pofona manitra.
tohiny
Famafazana: (fafy) a. : Fanapariahana voa amin'ny tany mba haniry, na fanapariahana rano amin'ny tanana mba hoenti-manamasina.…tohiny