Litera F
Fanatsahoana: (tsaho) a.: Fampielezana vaovao izay tsy mbola azo antoka ny fahamarinany.
tohiny
Fanatsaikona: (tsaikona) a : Fomba entina manatsaikona, fampanao tsaikona. ? p, t.: Azo atsaikona, azo ampanaovina…tohiny
Fanatsaikonana: (tsaikono) a. : Fampanaovana tsaikona soavaly.
tohiny
Fanatsaka: (hatsaka) o, : Fomba entina manatsaka, mamarana, manaratsaka, mampitovy tantana. ~p.t: Azo hatsahana,…tohiny
Fanatsakana: (tsaka) a. : Fandidiana, fandentehana aminjava-maranitra ka misy feo manokana heno amin' izany,
tohiny
Fanatsapahana: (tsapaka) a : Fandentehana zavatra ao anaty...
tohiny
Fanatsapaka: (tsapaka) a : Fomba entina manatsapaka, mandentika (zavatra) ao anaty... •p.t. : Azo atsapaka.
tohiny
Fanatsarana: (tsara) a : Fanaovana izay hahatonga tsaratsara kokoa, fanasoasoavana.
tohiny
Fanatsarapahana: (tsarapako) a : Fanosehana, famarinana.
tohiny
Fanatsarapaka: (tsaropaka) a : Fomba entina manatsarapaka, mamarina, manosika. ~ p.t. : Azo atsarapaka.
tohiny
Fanatsararahana: (tsararàka) a.: Fanaovana feo sady mikiririoka no farimparina.
tohiny
Fanatsararaka: (tsararàka) a. Fomba entina manatsararaka, manao feo mikiririoka no farimparina.
tohiny
Fanatsatohana: (taatoka) a. Fandentehana hiraikitra tsy ho afaka hihetsika.
tohiny
Fanatsatoka: (tsatoka) a.: Fomba entina manatsatoka, mandentika (zava-maranitra) hiraikitra tsy ho afaka hihetsika.…tohiny
Fanatsatsahana: na Fitsatsahana (taatsàha) a. : Famotsiana tanteraka ny vary totoina.
tohiny
Fanatsatsaka: na Fitsatsaka (taatsàka) a. : Fomba entina manatsatsàka na mitsatsàka, mamotsy vary farany. ~p.t.: Azo…tohiny
Fanatsatsaka: (tsetsaka) a. : Fomba entina manatsetsaka, mandrehitra, manatsolo afo. Azo tsetsahana.
tohiny
Fanatsatsiahana: (tsataiaka) a. Fandrovitana (zavatra ka heno ny fitriarany).
tohiny
Fanatsatsiaka: (tsatsiaka) a. Fomba entina manatsatsiaka, mandrovitra zavatra izay heno mitsiaka. 1 p.t. : Azo atsatsiaka.…tohiny