Litera F
Fanatevina: (tevina) a : Fomba entina manatevina. • p, t. : Azo hatevenina.
tohiny
Fanatifihana: (tifika) a : Fanapitihana.
tohiny
Fanatifika: (tifika) a : Fomba entina manatifika, manapitika.
tohiny
Fanatitra: (atitra) a : Fomba enti-manatitra. 1 Fanomezana atao amin' olona ho maripifaliana na fankasitrahana.…tohiny
Fanatobahana: (tobaka) o. Fampihoarana ny rano hihoa-pefy.
tohiny
Fanatobaka: (tobaka) a : Fomba entina manatobaka, marnpihoa-pefy.
tohiny
Fanatodihana: (todika) a. : Fanodinana (ny loha, ny lakana...).
tohiny
Fanatodika: (todika) a. : Fomba entina manatodika, manodina (ny loha, ny lakana...). 1 p.t. : Azo atodika.
tohiny
Fanatofantsihana: (tofantsika) a Fanaovana (zavatra) ohatra ny volantsinana na ohatra ny andohalambo, fandantsihana. tohiny
Fanatofantsika: (tofantsika) a: Fomba entina manatofantsika, manome endrika volantsinana na andohalambo, mandantsika.…tohiny
Fanatofatofa: (tofatofa) a Fomba entina manatofatofa, manetsiketsika, manofahofa.
tohiny
Fanatofatofana: (tofatofa) a. Fane tsike tsehana, fanofahofana.
tohiny
Fanatofefehana: (tofefika) a. Fampironana, fampitongilanana.
tohiny
Fanatofefika: (tofefika) a. Fomba entina manatofefika, mampirona, mampitongilana. ~ p.t. : Azo atofeffka.
tohiny
Fanatofezahana: (tofezaka) a.: Fandrerahana, tsy fanomezan-kanina.
tohiny
Fanatofezaka: (tofezaka) a : Fomba entina manatofezaka, tsy manome hanina, mandreraka.
tohiny
Fanatofintofina: (tofintofina) a : Fomba entina manatofintofina, mampanonjanonja, mampitopatopa.
tohiny
Fanatofintofinana: (tofintofina) a : Fanetsiketsehana, fampanonjanonjàna, fampitopatopàna.
tohiny