Litera F
Faingomihantona: a. : Maritsoratra (') entina misolo zanatsoratra latsaka : Sofin' omby (sofina omby).
tohiny
Faisana: a. : Zava-mahazo, mahavoa, mampangirifiry izaY toy ny famaizana tamin'ny zavatra ratsy natao : Mitondra…tohiny
Faiviviana: (ivy) a. : Faloiloy, filebolebo.
tohiny
Faka: a. : Teny enti-milaza ny fototry ny zavamaniry milentika any ambanin' ny tany ka mampiorina azy tsara…tohiny
Faka: (aka) a. : Fomba entina maka : Toy izao no faka ireny voankazo ireny. ~ p.t. : Azo alaina, tokony halaina…tohiny
Fakamitanahy: a. : Teny ilazana ny fitaomana ataon'ny fanahy ratsy mba hampahalatsaka ny olombelona amin' ny ratsy…tohiny
Fakana: (aka) a. : Fangalana : Fakana trondro. / Fakana kitay. 1 Fiantsoana : Fakana miaramila
tohiny
Fakantsary: a.: Fitaovana ampiasaina hakana sary fôtôgrafia.
tohiny
Fako: a. : Tapatapak'ahitra sy bozaka na potipoti-javatra avy amin'ny fafa trano : Raofy, rankizy, ny fako…tohiny
Fakoina: (fako) mt.ih, (fakoy): Angonina, raofina (toy ny fako raofina rehefa avy mifafa trano).
tohiny
Faktiora: (fr. facture) a.: Taratasy milaza ny vidin-iavatra vidina, izay enti-manamarina koa, raha ilaina, ny…tohiny
Faladia: a. : Ny fanambanin'ny tongotra izay mandia tany. - F.-p, : Any ambany faladia : enti-milaza olona heverina…tohiny
Falafa: a. : Tahon-dravin'ny ravinala maina fampiasan' ny olona hatao rindrin-trano any amoron-tsfraka. Trano…tohiny