Litera F
Fanatangolika: (tangolika) a. Fomba entina manatangolika, manolana, manadiditra.
tohiny
Fanatangoloahana: (tangoloaka) a. : Fandoahana lavaka mangotana ao anaty tany, na ao amin'ny rindrina na eo amin'ny fefiloha.…tohiny
Fanatangoloaka: (tangoloaka) o. : Fomba entina manatangoloaka, mandoaka lavaka mangotana ao anaty tany.
tohiny
Fanatangongo: (tangongo) a. : Fomba entina manatangongo, mamory (olona) betsaka mifanizina manodidina.
tohiny
Fanatangongoana: (tangongo) a. : Famoriana (olona) betsaka mifanizina manodidina.
tohiny
Fanatangorona: (tangorona) a.: Fomba entina manatangorona, mamory (olona) betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana.…tohiny
Fanatangoronana: (tangorona) a, : Famoriana (olona) betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana.
tohiny
Fanatanila: (tanila) o. : Fomba entina manatanila, mampiraika zavatra amin'ny ila na lafiny iray.
tohiny
Fanatanilana: (tanila) a, : Fampiraikana zavatra amin'ny ila na lafiny iray,
tohiny
Fanatanina: (tanina) a, : Fomba entina manatanina, manatodika amin'ny afo, amin' ny masoandro. ~ p.t. : Azo atanina…tohiny
Fanataninana: (tanina) a. : Fanatodihana amin'ny afo, amin' ny masoandro.
tohiny
Fanatanjahan-tena: a : Fitambaran' ixeo fampiasan-tena isan-karazany : fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra,…tohiny
Fanatanjahana: (tanfaka) a. : Fanomezana hery, fanamafisana, fankaherezana.
tohiny
Fanatanjaka: (tanjaka) a Fomba entina manatanjaka,
tohiny
Fanatanondrehana: (tanondrika) a. : Fampiondrehana ny loha.
tohiny
Fanatanondrika: (tanondriko) a. : Fomba entina manatanondrika, mampiondrika ny loha,
tohiny
Fanatantavana: (tantavana) a: Fomba entina manatantavana. p.t.: Azo tantavanina.
tohiny
Fanatantavanana: (tantavana) a. : Fampandalovana rano na zavatra hafa amin' ny tantavana na amin'ny lamba mba hampahadio…tohiny
Fanatanterahana: (tanteraka) a : Famitàna tsara hatrany amin'ny farany.
tohiny
Fanatanteraka: (tanteraka)a: Fomba entina manatanteraka.
tohiny