Litera F
Fanasoniavana: (sonia) a, : Fanaovana, fanasiavana sonia.
tohiny
Fanasosana: (sosa) a: Fandefasana zavatra handeha milamina sy haingana ary tsy misy manakantsakana na manelingelina.…tohiny
Fanasosorana: (sosotra) a. : Fanaovana izay hahasosotra.
tohiny
Fanasosotra: (sosotra) a.: Fomba entina manasosotra.
tohiny
Fanasotitihana: (sotitika) a. : Fandotoana.
tohiny
Fanasotitika: (sotitika) ci. : Fomba entina manasotitika. ? Azo sotitihana.
tohiny
Fanatabariahana: (tabarioka) a. : Fanaparitadritahana et? sy er}',
tohiny
Fanataboretahana: (taboretaka) a. : Fampipetrahana mi-bote taira.
tohiny
Fanataboretaka: (taboretaka) a. : Fomba entina manataboretaka, mampipetraka mibotetaka.
tohiny
Fanataboroahana: (taboroaka) a. : Fandoahana tanteraka, fanagorobahan.
tohiny
Fanataboroaka: (taboroaka) a.: Fomba entina manataboroaka, mandoaka tanteraka, managorobaka.
tohiny
Fanataborobahana: (toborobaka) a. : Fandoahana tanteraka, faninterahana, fanagorobahana.
tohiny
Fanataborobaka: (taborobaka) a : Fomba entina manataborobaka, mandoaka maninteraka, managorobaka.
tohiny
Fanatabotetahana: (tabotetaka) a : Fametrahana zavatra hibotetaka amin'ny fanambaniny.
tohiny
Fanatabotetaka: (tabotetaka) a.: Fametrahana manatabotetaka, mampipetraka zavatra amin'ny fanambaniny.
tohiny
Fanatadiana: (tady) a. : Famatorana amin'ny tady,
tohiny
Fanatafoahana: (tafoaka) a : Fampihoarana ny fefy; fampamorivoriana.
tohiny