Litera F
Fanasendaka: (sendaka) a Fomba antlna manaeendaka, manendaka hoditra, lamba.
tohiny
Fanaserana: (serana) a.: Fomba entina manaserana, mampandalo haingana eo anoloana.
tohiny
Fanaseranana: (serana)a: Fampandalovana haingana eo anoloana.
tohiny
Fanaserasarana: (serasera) a. Fanevahevana afo eo akaikin'ny zavatra tiana hohafanaina.
tohiny
Fanasidiondiona: (sidiondiona) a : Fomba entina manasidiondiona, mampivezivezy (olon) atsY sy ar?,
tohiny
Fanasidiondionana: (sidiondiona) a : Fampivezivezena (olona) atsY sy ar? mba handositra adidy, hibolidy amin' ny raharaha.…tohiny
Fanasikina: (sikina) ci. : Fomba entina manasikina. mampanao sikina.
tohiny
Fanasikinana: (sikina) a. : Fampanaovana sildna.
tohiny
Fanasilarana: (silatra) a : Fanendahana sombiny kely.
tohiny
Fanasilatra: (silatra) a. : Fomba entina manasilatra, manendaka sombiny kely.
tohiny
Fanasina: (hasina) a, : Fomba entina manasina, manolotra hasina mari-pankatoavana ny maha-mpanjaka mpitondra ny…tohiny
Fanasina: (hasina) a : Fomba entina manasina, mamoly, manady. ~ p.t. : Azo ahasina : Fanasina na landihazo. 1…tohiny
Fanasinana: (hasina) a. : Fanolorana hasina. 1 Fankivilivflizana, fandrotsirotsian.
tohiny
Fanasitiliana: (sitily) a, : Fampanjariana ho rano, amin'ny alalan'ny lalambika, ny etona avy amin'ny zavatra tenehina,…tohiny
Fanasitily: (sitily) a. : Fomba entina manasitilY, mitanika zavatra hakana ilon'io zavatra io amin'ny endriky ny…tohiny
Fanasitrana: (sitrana) a. : Fomba entina manasitrana. 1 P. t. : Azo sitranina.
tohiny
Fanasitranana: (sitrana) a. : Fanafahanaamin'ny aretina.
tohiny
Fanasivana: (sivana) a. : Fomba entina manasivana, manintsana, manatantavana.
tohiny
Fanasivanana: (sivano) a.: Fampandalovana amin'ny sivana, fanintsanana, fanatantavanana.
tohiny