Litera F
Fanapotsiatra: a. : Fomba entina manapotsiatra, mamoaka rano mifantsitsitra.
tohiny
Fanarabiana: (haraby) a : Fanesoana; famazivaziana.
tohiny
Fanaraby: (haraby) a. : Fomba entina manaraby, maneso, mamazivazy, ~p,t. : Azo na mendrika hoesoesoina, faneso…tohiny
Fanarangarana: (harangarana) a. : Fomba fijerena mahita nefa tsy hita, fomba fijerena amin'ny loaka na hirika kely.…tohiny
Fanarangaranana: (harangarana) a. : Fijerena olona na zavatra amin'ny hirika na loaka kely ao ambadika.
tohiny
Fanararo: (hararo) a. : Fomba entina milalao, manadala, manampontsampona (olona). ~ p. t. : Azo adalaina, lalaovina,…tohiny
Fanararoana: (hararo) a : Filalaovana. fanadalana, fanampontsamponana mba hahatratra aoriana ny sasany.
tohiny
Fanaratana: (haratra) a : Fanakakasana ny volon-doha,volom-bava, volo amin'ny hareza.
tohiny
Fanaratra: (haratra) a : Fomba entina manaratra, mikiky vo-Io amin'ny hareza. ? p,t, : Azo haratana.
tohiny
Fanaratsahana: (haratsaka) a. : Fanapahana ny romoromo a-min' ny sisin' ny zavatra iraY ; fandrantsanana.
tohiny
Fanaratsaka: (haratsoka) a. : Fomba entina manaratsaka, manala ny romoromo amin' ny sisin'ny zavatra iray,mandrantsana.…tohiny
Fanaravoana: a. : Anaran-kazo.
tohiny
Fanare: (Ski) a. : Hazo akambana amin'ny lakana mba tsy haharendrika azy raha mitongilana izy.
tohiny
Fanarendrina: (harendrina) a.: Fomba irehetana.
tohiny
Fanarivana: (hariva) a. : Fampiandrasana (asa) amin'ny ha-riva.
tohiny