Litera F
Fananihaniana: (hanihany) a. : Famazivaziana tsy am-panajana, fanesoesoana, fanarabiana.
tohiny
Fananihany: (hanihany)p.t:0-lona azo hanihanina, vazivazina; fomba famazivaziana.
tohiny
Fananimpitoloha: a. : Fananina izay voalaza fa fito ny Iohany.
tohiny
Fanankinana: (anhina) a. : Zavatra atao tohan'ny zavatra hafa iray : Ny rindrina mazàna rio fanankinana ny sahafa.…tohiny
Fananontanona: (tanontanona) a. : Fomban'ny zavatra mananontanona, manatona mampatahotra, mitatao efa mby hamely :…tohiny
Fanantana: a. : Hazo fisaka marani-bava ohatra ny lelantsy, izay andonana ny kofehy fahantenona roba hampikitroka…tohiny
Fanantarana: (santatra) a. : Fanaovana na fihinanana zavatra vao voalohany,
tohiny
Fanantatra: (san tatra) a. : Fomba entina manantatra, izany hoe mihinana na manao zavatra vao voalohany.
tohiny
Fanantazana: (tanty) a. : Fandraisana zavatra latsaka na mianjera avy ambony a Fanantaz ana rakitra. ? Fandraisana…tohiny
Fanantonana: (hantona) a:Fanakiraviravezana, fanakirazoraz oana.
tohiny
Fanantsihana: (hantsika) a. : Famoretana ho tahaka ny andohalambo, famokohana.
tohiny
Fanantsika: (hantaika) a.: Fomba entina manantsika, mamokoka, mamoritra ho tahaka ny andohalambo.
tohiny
Fanantsisiny: (sisiny) a. : Fomba entina manantsisina, mankeo an-tsisina.
tohiny
Fanantsoroka: (soroka) a.: Fomba entina manantsoroka, mitondra eo an-tsoroka. * p.t. : Azo entina an-tsoroka.
tohiny
Fananty: (tanty) a. : Fomba entina mananty, mandraY zavatra amin' ny tanana velarina : Toy izao no fananty baolina.…tohiny