Litera F
Fanamotika: (motika) a:Fomba entina manamotika, manapotika.
tohiny
Fanamotrahana: (motraka) a : Fanalemena, famelana ho lo.
tohiny
Fanamotraka: (motraka) a. : Fomba entina manamotraka, manalemy, mamela ho lo.
tohiny
Fanamotsehana: (motsika) a, : Fanorotoroana, fanapotehana, famotsehana.
tohiny
Fanamotsika: (motsika) a. : Fomba entina manamotsika, manorotoro, manapotika.
tohiny
Fanampana: (sampans) o. : Fomba entina manampana, mandrantsan. ~ p.t. : Azo sampanana, azo rantsanana.
tohiny
Fanampanana: (sampana) a. : Fandrantsanana,
tohiny
Fanampenana: (tampina) a : Fanaronana, fanakombonana : Inona no hatao fanampenana ny voua fan'? ? Fanasiana tsentsina,…tohiny
Fanampiana: (ampy) a. : Vonjy, famonjena. • Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin'ny a-sa…tohiny
Fanampohana: (tampoka) a. Fanatratrarana tampoka, fahatongavana tsy nampoizina: Tsy hadinon'ny mpianatra ilay fanampohan-dRamose…tohiny
Fanampohana: (tampoka) a, : Fanampiana rano : Raina indraindray ny fanampohona rano ny divay.
tohiny
Fanampoizana: (fo) a : Fanantenana : Tsy araka ny fanampoizako ny ualin'ny fanadinana.
tohiny
Fanampoka: (tampoka) a : Fomba entina manampoka : Ataonao ohoana no fanampoka rano ny rononon'ny marary ? ? p.t.…tohiny
Fanamponana: (tampon) a. Fahatratrarana zavatra kendrena eo an-tampony tsaxa; fijerena zavatra ambany toerana avy…tohiny
Fanampontsampona: a. Fomba entina manampontsampona, manakantsakana.
tohiny
Fanampontsamponana: (sampona) a. : Fanakantsakanana, fanaovana izay tsy hahatanterahan-javatra iray nokasaina hatao.
tohiny
Fananahana: (anaka) o. Organa izay itomboan' ny zaza na ny zana-biby vao torontoronina ao an-kibon-dreniny. ¶ M.h.…tohiny