Litera F
Fanamailahana: (mailaka) a. : FanaƓvana izay hahatonga mailaka, kinga.
tohiny
Fanamailaka: (mailaka) a. : Fomba entina manamailaka, mahatonga mailaka.
tohiny
Fanamaimbo: (maimbo) a. : Fomba entina manamaimbo, manome fofona ratsy.
tohiny
Fanamaimboana: (maimbo) a. : Fanaovana izay hahatonga maimbo; fanalam -baraka.
tohiny
Fanamainan-tsoratra: a. : Karazan-taratasy mifo-drano anamainana ny soratra vao avy nosoratana tamin'ny ranomainty.
tohiny
Fanamainana: (maina) a : Fanaovana izay hahamaina.
tohiny
Fanamaintisana: (mainty) a. : Fanaovana izay hahatonga mainty, fandokoana mainty.
tohiny
Fanamainty: (mainty) a.: Fomba entina manamaintY, mahatonga mainty.
tohiny
Fanamaitso: (maitso) a. : Fomba entina manamaitso, mahatonga maitso.
tohiny
Fanamaitsoana: (maitso) a. : Fanaovana izay hahatonga maitso, fandokoana maitso.
tohiny
Fanamaivana: (maivana) a. : Fomba entina manamaivana, mahatonga ho maivana.
tohiny
Fanamaivanana: (maivana) a. : Fanaovana izay hahamaivana; fanaketrahana, fampitoniana ; fampiononana.
tohiny
Fanamaivohana: (aivoka) a. : Fitotoana vary indray mandeha manala ny ampombo mahery fotsiny.
tohiny
Fanamaivoka: (aivoka) a. : Fomba entina manamaivoka, mitoto vary voalohany hanala ny ampombo mahery.
tohiny
Fanamamiana: (hamy) a. : Fanomezana tsirony zavatra.
tohiny
Fanamamoana: (mamo) a. : Fanaovana izay hahatonga tofoka, hahatonga mamo.
tohiny
Fanamandina: o. : Fomba entina manamandina, mahatonga mandina, mihilotrilotra.
tohiny