Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanakofana: (takotra) a Fanaronana amin' ny takotra. tohiny
Fanakofohana: (kofoka) a: Fanetsiketsehana, fanofokofohana, fikapohana. tohiny
Fanakofoka: (kofoka) a.: Fomba entina manakofoka, manetsiketsika, manofokofoka. tohiny
Fanakohafana: (kohaka) a, : Famoahana amin'ny kohaka, fandrehofana. tohiny
Fanakohaka: (kohaka) a.Fomba entina manakohaka, mamoaka amin'ny kohaka, mandrehoka. tohiny
Fanakojena: (kojy) a. : Fitarihana (hanao ratsy), fanolikolena, fanangolena, fanangiana. tohiny
Fanakojy: (kojy) a : Fomba entina manakojy, mitarika (hanao ratsy), manolikoly, manangy. tohiny
Fanakolahana: (takolaka) a. Fitiliana olona amim-pitampifiana ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita; fisafelehana,…tohiny
Fanakolaka: (takoiaka) a. Fomba entina manakolaka, mitily olona amim-pitampifiana ambadiky ny zavatra iray, ~ p.…tohiny
Fanakombona: (kombona) a Fomba entina manakombona, mampifanatona zavatra roa mihataka ka manao izay hifanaronany.…tohiny
Fanakombonana: (kombona) a : Fampifanatonana zavatra roa mihataka ka manao izay hifanaronany. tohiny
Fanakona: (takona) a. : Fomba entina manakona, manarona na mandrakotra mba tsy ho hita. tohiny
Fanakonana: (takona) a. : Fanaronana, fandrakofana; fanakanana tsy habita, tsy ho hita. tohiny
Fanakopohana: (kopoka) a. Fanofokofohana. tohiny
Fanakopoka: (kopoka)a:Fomba entina manakopoka, manofokofoka. 1 p.t. : Azo akopoka. tohiny
Fanakora: (akora) a. : Fomba entina manakora, maneso, mihoha. • p. t.: Tokony hakoraina, azo akoraina. tohiny
Fanakorana: (akora) a. : Fihohana, fanesoana. tohiny
Fanakorapahana: (korapaka) a. : Fampanaovana haingana, fandrotorotoana. tohiny
Fanakorapaka: (korapaka) a. : Fomba entina manakorapaka, mampanao haingana, mandrotoroto. tohiny
Fanakoretehana: (koretika) a. : Fanakorontanana, fanasafotofotoana; fanaovana rangotsaka ; fampiboredehana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0154