Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanako: (ako) a. : Fomba famerenana ny feo : Mahatahotra ny fanakon'itSr trano i t?. tohiny
Fanakoa: (koa) a : Fomba entina manakoa, mampianjera. mampihotsaka. tohiny
Fanakoana: (ako) a. : Fiverenan'ny feo amin'ny toerana manako. tohiny
Fanakoavana: (koa) a : Fampianjerana, fampihotsahana. tohiny
Fanakoba: (koba) a. : Fomba arahina rehefa manakoba, manao zavatra ho mohaka malemy dia malemy. tohiny
Fanakobahana: (koboka)a : Fanetsiketsehana, fanasana (zavatra) ao anaty rano. tohiny
Fanakobaka: (kobaka) a. Fomba entina manakobaka, manetsiketslka, manasa (zavatra) ao anaty rano. tohiny
Fanakobàna: (koba) a. : Fanaovana zavatra ho mohaka ma lemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra…tohiny
Fanakobana: (koba) a. : Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony.…tohiny
Fanakobanana: (kobana) a. :Fanatsikebonana ny rano ka miloatra ny loto; fanetsiketsehana, fanatsobohana ny lamba sasana…tohiny
Fanakobila: (kobila) a. : Fomba entina manakobila, mamilavila; tsy mitondra roa, mandroridroritra. tohiny
Fanakobilana: (kobila) a. : Familavilana, f am orip or e tana, tsy fitondrana roa, fandroridroritana. tohiny
Fanakobona: (kobona) a. Fomba entina manakobona, manafina na manarona ao anaty lamba. tohiny
Fanakobonana: (kobona) a. Fandrakofana amim-pitandremana, fanafenana ao anaty akanjo, ao anaty lamba. tohiny
Fanakodia: (kodia) a. : Fomba entina manakodia, mamarina, manatsimbadimbadika. tohiny
Fanakodiavana: (kodia) a. : Fanaovana izay hitsimbadimbadihan' ny zavatra iray. tohiny
Fanakodingiana: (kodingy) a. Fanakodiadiavana, fanonganana. tohiny
Fanakodingy: (kodingy) a. Fomba entina manakodiadia, manongana. 1 p.t. : Azo akodingy, akodiadia, aongana. tohiny
Fanakododohana: (kododoka) a : Fanaovana haingana, fampanaovana haingana. tohiny
Fanakododoka: (kododoka) a. : Fomba entina manakododoka, mampanao haingana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0156